07/01/2026
Sakafo malagasy mafilotra no aroson-dry zareo ao amin'ny 𝓣𝓪𝓼𝓽𝔂 Cook any Trois Rivières, Québec, Canada 🇨🇦. Tsara hatonina sy tohanana. Efa nanandrana ny nahandron-dry zareo izahay teto amin'ny Malagasy NoMads ary tena afa-po tokoa.