Lax events

Lax events le goût du bonheur

Aaaaaooooo ndrayy ary ohhhhhhhhh🍗Promotion 🎁🥰🥰🚨Miverina indray ny fandraisana commande 🚨   1 poulet laqué en entier.  : ...
22/05/2022

Aaaaaooooo ndrayy ary ohhhhhhhhh

🍗Promotion 🎁🥰🥰

🚨Miverina indray ny fandraisana commande 🚨

1 poulet laqué en entier. : 30 000ar
1 kg de côtelette laquée : 40 000ar
1kg de Char siu. : 45 000 ar

24 h avant ny fandraisana commande anhhhh

☎️ : 0327563258H

24/04/2022

dia zay s zay zany ilay latas kena ! allo mahita toa izay tataraina f ts anenenana anh☺️

24/04/2022

Faly hatrany izahay mizara aminareo ny fahatsiarovana ny LATAS’ KENA ☺️☺️🥓🍗🥩🍤

Mampatsiahy antsika rehetra hatrany izahay ato amin ‘ ny Lax events fa afaka mandray an-tanana ny évènement anareo de A à Z 🎉🥳na ny service traiteur😋

Vonona ny hanome fahafahampo anareo izahay koa aza misalasala☺️☺️

☎️ 0328059198

🚨🚨Ny asa androany 23 avril 2022✌️🚨🚨Mankasitra amin ‘ ny fahatokisana Tompoko🫡☺️👉👉Ianao ihany koa aza misalasala fa vonon...
23/04/2022

🚨🚨Ny asa androany 23 avril 2022✌️🚨🚨
Mankasitra amin ‘ ny fahatokisana Tompoko🫡☺️

👉👉Ianao ihany koa aza misalasala fa vonona hatrany izahay ny hanome fahafahampo anao☺️☺️👈👈

by Lax events

☎️ 0328059198

LATAS’ KENA sa tsy LATAS’KENA🦐🍤🍗🥩??AMBIANCE sa tsy AMBIANCE ??🎉🥳🕺Isika rehetra no nifameno 👫🧑‍🤝‍🧑👭ka nahatanteraka izany...
19/04/2022

LATAS’ KENA sa tsy LATAS’KENA🦐🍤🍗🥩??
AMBIANCE sa tsy AMBIANCE ??🎉🥳🕺

Isika rehetra no nifameno 👫🧑‍🤝‍🧑👭ka nahatanteraka izany😍

👉👉👉Mankasitraka be dia be an ‘ ireo nametraka fahatokisana tamin ‘ i Lax events , nanjifa ny BILLET ary tonga niaraka nifety🫡✊, ity ny fahatsiaraovana niarahantsika😍😍

Ho anareo izay tsy nanatrika fa niray fo taminay rehetra tamin ‘ ny 09 avril 2022 dia indro atolotray ampitiavana anareo ny famintinana ny fety ☺️☺️

Mankasitraka antsika rehetra ehhh🌹

Rahampitso ny antsika tsimaintsy milay be😍😍😍Jour J an ' ny LATAS ' KENA rahampitso 🍗🥩🥓Mankasitraka antsika rehetra izay ...
08/04/2022

Rahampitso ny antsika tsimaintsy milay be😍😍😍
Jour J an ' ny LATAS ' KENA rahampitso 🍗🥩🥓
Mankasitraka antsika rehetra izay nanjifa ny billet🎫
Hiaraka hifety isika 🥳🎉🎉
🚨Ho an ' ireo izay tsy afaka kosa dia anatin ' ny LIVE📹 : rahampitso 3 aprily amin 3 ora ny rendez vous antsika fa hiaraka hiaina ny ambiance isika🚨

Amin ' ny asabotsy ho avy izao ny fotoanantsika ho an 'izay nanao sy mbola hanao RESERVATION BILLET☺️☺️35 000ar monja di...
03/04/2022

Amin ' ny asabotsy ho avy izao ny fotoanantsika ho an 'izay nanao sy mbola hanao RESERVATION BILLET☺️☺️
35 000ar monja dia tafiditra anaty ambiance ianao😍😍
🚨🚨🚨Tsy brochette hen'omby ihany no ao anh sao diso kajy😅😅🚨🚨🚨
Fa maro isafidianana toy ny :
☘️Poulet
☘️Poisson
☘️Crevette
☘️Zebu
☘️Saucisse
🍀Lapin
Dia mbola maro hafa koa ka ilazao ny namana dia ataovy ny reservation fa sao vita ny fety vao hoe izahay tsy naharaka😅😅😜😜
Dj Harry sy DJ kool Mix ihany koa ef miandry antsika ao anh🎤🎙

☎️ 0328059198

Korana sy fifaliana indray  ny tety amin' ny Akanisoa finoana androany 03 avril 2022, fa tonga tety ireto fianakaviana i...
03/04/2022

Korana sy fifaliana indray ny tety amin' ny Akanisoa finoana androany 03 avril 2022, fa tonga tety ireto fianakaviana ireto nitondra tsikitsiky ary notoloran ' i Lax events sakafo 🍕🍗🍗🥤🥤🍟🍟

Nahazo rivo -baovao ary voky tsara no tenin ' izy ireo😊😋😋

Faly hatrany izahay rehefa afapo ianareo☺️😍😍

👉👉👉Ianao ihany koa raha te iala voly sy hiova rivotra ary mitondra kibo voky mandeha mody, dia ataovy ao amin' i Lax events ny commande ny sakafo dia fandrio ny daty sy ny lera fa vonona ny hanome fahafahampo ho anao ny ekipa💪💪🍟

☎️ 0328059198

Aza misalsala miantso raha ety amin' ny manodidina ianao fa matsiroooooEty amin ' ny Jovenna double🥩🥩🥩🥩🥩🥩
02/04/2022

Aza misalsala miantso raha ety amin' ny manodidina ianao fa matsirooooo

Ety amin ' ny Jovenna double🥩🥩🥩🥩🥩🥩

Fanatanjahan- tena🚴‍♂️🚴‍♂️🚵‍♂️          +sakafo ara-dalana🥕🥩          = Fahasalamana⛑Mpanao randonnée indray no niaraka ...
29/03/2022

Fanatanjahan- tena🚴‍♂️🚴‍♂️🚵‍♂️
+
sakafo ara-dalana🥕🥩
=
Fahasalamana⛑

Mpanao randonnée indray no niaraka tamin' i Lax events teto amin' i Akanisoa Finoana androany
29 mars 2022

VOKY BE HONO ZAREO 😋🍕🥩🍗
Izahay indray vokin' afaliana nandray anareo☺️☺️

Mankasitraka be dia be anareo nandalo tety aminay androany😍😍🙏🙏

Ianareo ihany koa raha te hiala voly , sy hiova rivotra sady te ho voky , dia fandrio ny daty ary commandio ao amin ' i Lax events ny sakafo dia miandry anareo izahay☺️

Nahafinaritra ny omaly😍Finaritra tokoa izahay mikarakara ny fetinareo fa ny tena mahafinaritra  dia rehefa afapo ianareo...
28/03/2022

Nahafinaritra ny omaly😍
Finaritra tokoa izahay mikarakara ny fetinareo fa ny tena mahafinaritra dia rehefa afapo ianareo🥰🥰

Anniversaire omaly 27 mars 2022
Teto amin' i Akanisoa Finoana niarahana tamin' i Lax events

👉👉Mirary soa bedabe ho an ' i tompom-pety
👉👉Makasitraka amin' ny fahatokisana🙏😊

🚨🚨Ianao ihany koa aza misalsala raha manana fety ho karakaraina fa vonona hatrany izahay ny hanome fahafaham-po ho anao🚨🚨

RESAKA LAQUÉ 🍗🍗🍗🥩 miaraka amin' i Lax eventsAndroany ety amin' ny SRK Imerintsiatosika 🏁🚙Miandry anareo izahay☺️☺️Misy v...
26/03/2022

RESAKA LAQUÉ 🍗🍗🍗🥩 miaraka amin' i Lax events
Androany ety amin' ny SRK Imerintsiatosika 🏁🚙
Miandry anareo izahay☺️☺️

Misy vary sy laoka ihany koa raha tia mafilotra anh😉😉
Ny boisson tsy adino🥂🍺🍹🥤🥤

Address

Mahabo Andoharanofotsy

102

Telephone

+261328059198

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lax events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share