Tiana Espace Ankadikely Ilafy

  • Home
  • Tiana Espace Ankadikely Ilafy

Tiana Espace Ankadikely Ilafy Grande salle de réception aérée et lumineuse pouvant recevoir 200 personnes. Cadre agréable. Sonorisation adaptée. Accueil sympathique et sans distinction

02/06/2026

😭🥰🙂mba partager azafady Misy an'ity ray amandreny ity very dia tsy mahatadidy ny tranony mba ampio aho hitady ny olona mety mahalala azafady.
Rasahondra Vololona Monique hono no anarany. 80 taona mahery eoeo izy. Teo amin'ny sampanana Ambodivona hiakatra Manjakaray no nahitana azy nisy nanatitra.
Tsy tadidiny ny trano fonenana sy ny havany.

19/05/2026

🩺 “Raha miakatra matetika ny glycémie-nao dia vakio tsara ity Astuce naturel ity fa tena ahasoa anao” 👇🔥

🍋🥒 Jus naturel iray tena malaza amin’ny conseil santé naturel:
✅ concombre
✅ citron
✅ gingembre
✅ rano mafana na rano tsotra

💡 Ireo ingrédients ireo dia fantatra fa:
✔️ manampy digestion
✔️ mampihena inflammation
✔️ manampy metabolism
✔️ manampy amin’ny contrôle glycémie
✔️ manampy hampihena tavy be loatra

🩸 Ny “glycémie” dia tahan’ny siramamy ao anaty ra.
Rehefa avo loatra izy io dia mety hiteraka: ⚠️ diabeta type 2
⚠️ fahasimban’ny voa
⚠️ olana amin’ny fo
⚠️ fahajambana
⚠️ faharerahana be
⚠️ mangetaheta foana
⚠️ fivalanana matetika
⚠️ fahasimban’ny lalan-dra

📌 Ny gingembre dia misy composés naturels afaka manampy ny vatana hampiasa tsara kokoa ny insuline.

📌 Ny citron kosa: 🍋 manankarena vitamine C
🍋 ambany sucre
🍋 mety hanampy hampiadana ny fiakaran’ny siramam
y
📌 Ny concombre: 🥒 be rano
🥒 ambany calories
🥒 mety tsara ho an’ny olona manara-maso diabeta

⚠️ Fa TSY MISOLO fanafody omen’ny dokotera mihitsy izy ity raha efa diabétique ianao.

🥤 FOMBA FIKARAKARANA AZY

🧾 Ingrédients: 🥒 1/2 concombre
🍋 1/2 citron
🫚 gingembre kely 1 sombiny
💧 rano 1 vera

2️⃣ Tapaho madinika
3️⃣ Afangaro ao anaty mixeur
4️⃣ Asio rano kely
5️⃣ Sivano tsara
6️⃣ Sotroy vao maraina na alohan’ny sakafo

✅ 1 vera isan’andro
✅ Tsara kokoa maraina à jeun na 30 min alohan’ny sakafo

⚠️ Aza atao tafahoatra: ❌ be gingembre loatra
❌ be citron loatra
❌ siramamy fanampiny

👥 OLONA METY TSARA MAMPIASA AZY
✔️ olona manana glycémie miakatra✔️ olona matavy loatra✔️ olona reraka matetika✔️ olona te hihena✔️ olona mila detox naturel

🍽️ SAKAFO TOKONY HAHENA
❌ soda❌ sucre be❌ m**o mamy❌ paty be loatra❌ vary be alina❌ fast-food

✅ Fa aleo: 🥬 légumes🥚 œufs🐟 poisson🥜 voanjo🍎 fruits tsy dia mamy

👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍

📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00

13/05/2026

🚨🦵Tsy ny taona ihany no mahatonga ny lohalika marary… fa misy fahazarana isan’andro manimba azy moramora.

Olona maro no mieritreritra fa rehefa marary lohalika dia “fahanterana” fotsiny. ❌

Kanefa matetika dia: 🔹 cartilage mihalemy
🔹 tonon-taolana mihasimba
🔹 inflammation maharitra
🔹 lanja be loatra
🔹 na tsy fahampian-tsakafo manampy collagen no antony.

⚠️ Ary tandremo: ilay hoe
“misy aliment iray manarina cartilage ao anatin’ny 24h”
👉 Tsy misy sakafo mahavita manarina cartilage simba tanteraka ao anatin’ny iray andro.

Fa kosa misy sakafo afaka: ✅ mampihena inflammation
✅ manampy collagen naturel
✅ manampy lubrication an’ny articulation
✅ mampihena fanaintainana tsikelikely
✅ manampy mobilité rehefa ampiasaina tsara sy miaraka @ fomba fiaina salama.

🌿🥥 ANISAN’IZANY NY "Huile de coco"

💡 INONA NO TENA ASANYARY;

🥥 Ny huile de coco dia misy: ✔️ acides gras naturels
✔️ antioxydants
✔️ propriétés anti-inflammatoires légère

👉 Izany no mety hanampy: 🦴 hampihena inflammation amin’ny tonon-taolana
🦵 hampihena fahatsapana marary
💪 hanamora fivezivezena kely rehefa ampiasaina miaraka amin’ny: • alimentation équilibrée
• exercice doux
• fitandremana lanja.

⚠️ Fa tsy “manangana cartilage vaovao” tampoka akory izy.

━━━━━━━━━━━━━━━
📌 Rehefa misy: 🔸 Arthrose
🔸 Cartilage usé
🔸 Inflammation chronique
🔸 na usure articulaire
dia mety: ❌ hifampikasoka ny taolana
❌ hisy douleur rehefa mandeha
❌ hihamafy rehefa mifoha maraina
❌ hisy “craquement”
❌ na sarotra miakatra tohatra.

👉 Ny huile de coco dia tsy médicament orthopédique.
Fa mety ho soutien naturel complémentaire fotsiny.
⚠️ Raha: 🚨 mivonto be ny lohalika
🚨 tsy mahatafatsangana tongotra
🚨 marary mafy maharitra
🚨 misy tazo
🚨 na tsy afaka mandeha
➡️ mila manatona médecin orthopédiste na rhumatologue.

🌿🥥 AONA FOMBA FAMPIASANA ILAY HUILE COCO

✨ 1. Massage externe
✔️ Maka huile de coco kely
✔️ Hafanaina kely @ tanana
✔️ Hosorana amin’ny lohalika
✔️ Atao massage moramora 5–10 min
🕒 1 à 2 fois / jour
💡 Tsara indrindra: 🌙 alohan’ny hatory

➡️ Jereo ao @ commentaire fa misy sakafo anampy ny tonon-taolanao
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍

📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00

24/11/2021

Grande salle de réception pouvant accueillir 200 personnes pour des évènements familiaux ou professionnels;
Cadre agréable. Accueil chaleureux.
Venez découvrir !

Address

Lot AP 17 Bis Ankadikely

103

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261341122241

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiana Espace Ankadikely Ilafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share