21/08/2025
https://www.facebook.com/share/1Ans4x2Tce/
MARARY FO VAO TSY INVITÉ @ MARIAGE
❤️Tena olona tia fety isika Malagasy ary raha misy olona akaiky antsika atao Mariage ka sendra tsy invité isika dia tena marary fo mafy ny sasany amin’tsika…
✅Izaho dia efa vita batisa taminy tsy fanasana ahy tanaty mariage taminy olona akaiky ahy.
🙌Narary aho taloha fa ankehitriny gaga indray aho hoe fa manina izaho no asaina, hihi, satria efa omaniko ny foko hoe tsy voatery invité aho.🔅
🔑Omeko fanalahidy vitsivitsy ianao hoe inona nataoko mba tsy nakarary fo ahy tamin’izany intsony.
📌Rehefa tsy manasa anao ny olona dia:
* Afaka tsy asainao izy aminy mariage-nao raha mbola tsy nanambady ianao, tsy hoe ratsy saina ianao fa mba tsy misy fitia valianao sy adidy valianao aminy dia tsy hanenjika anao ny heritreritrao
* Mety te hanasa anao ihany izy fa nohon’ny fiainana sarotra dia kely ny budget eo ampelatanana dia tsy afaka ny hanasa olona maro
* Nohony fikarakarana be loatra dia indraindray adino ny olona izay tokony hasaina satria koa mety ilay olona tsy hita elaela ianao
* Ianao mety nieritreritra hoe namanao be izy satria nareo miona matetika fa kay taminy ianao tsy namana akaiky fa mitovy aminy olona rehetra dia normal ianao tsy invité satria tsy tena namany fa ianao nandray diso tanatin’ilay relation
💒Tsofirano izy na tsy invité(e) ary ianao. Rehefa hanao mariage ianao na hikarakara fety dia izay vo i-comprendre hoe tsy mora kay manao zavatra dia misy zavatra mety ho adino be dia be.
***Hafatra ho anao manao mariage kosa: aza adino ireo olona tena important izay tena tokony asaina kanefa tadidio foana fa tsy maintsy misy foana ny olona haratra any ambadika.
🙏Aza maka lagy izany raha tsy invité(e) ianao eee
😇Raha mariagen’olona ety an-tany no tsy handehananao sy tsy hanasana anao dia tsy manina izany fa raha ny mariage-nao amin’i Jesosy aminy andron’ny fampiakarana no raté-nao dia izay vao tena LOZA.💥
Samia ary mandray izay tandrifiny e.
Tahian’Andriamanitra…😇