Vakok'Arts Trano Officiel

Vakok'Arts Trano Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vakok'Arts Trano Officiel, Performance & Event Venue, Rue gallieni, RN7, Tulear.

20/08/2026

🚀 AVANT-PREMIÈRE EXCLUSIVE : FESTIVAL VAKOK’ARTS

🔥 FESTIVAL VAKOK'ARTS  #4🔥Ilay fotoan-dehibe ara-kolotsaina eto Toliara ! Ny 27 ka hatramin'ny 29 Aogositra 2026, andao ...
12/08/2026

🔥 FESTIVAL VAKOK'ARTS #4🔥

Ilay fotoan-dehibe ara-kolotsaina eto Toliara ! Ny 27 ka hatramin'ny 29 Aogositra 2026, andao hifaly mandritran'ny 3 andro, fampisehona, mozika ato amin'ny Vakok'Arts Trano . Hetsika izay ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taonan'ny Alliance Française de Tuléar

🎼 Fandaharam-potoana miavaka iarahana amin'ny Mpanakanto maro samihafa : REKO BAND, Monika Njava, NAZYA, VAiN'AF, JEAN PISO, ASCO MUSIC, Antsabey, BELONGO, Matsubara, SAROY, MAROSERAGNA, NOIR sy ireo mpanakanto eto amin'ny faritra

📆Fandaharam-potoana sy Tapakila
🔹Alakamisy 27 Aogositra: Fanokafana ny hetsika! Maimaim-poana
🔹Zoma 28 Aogositra: Vidim-pidirana 10.000 ar, 5.000 ar kosa ho an'ireo mpikambana ary 15.000 ar ny V.I.P
🔹Asabotsy 29 Aogositra: Famaranana ny hetsika, vidim-pidirana 15.000 ar, 10.000 ar kosa ho an'ny mpikambana ary 20.000 ar ny V.I.P

📍 Efa afaka jifaina dieny izao ny tapakila ao amin,ny Alliance Française de Tuléar
Aza miandry ny fotoana farany sao dia tara

📲Fanazavana fanampiny:
📞032 05 119 61
📧 [email protected]

🎤 APÉRO MUSICAL Amin'ny Alakamisy izao indray ny fotoantsika.🎶 DUO TIMIZE & JEAN PISO en live !Amin'ity herinandro ity d...
20/07/2026

🎤 APÉRO MUSICAL

Amin'ny Alakamisy izao indray ny fotoantsika.

🎶 DUO TIMIZE & JEAN PISO en live !

Amin'ity herinandro ity dia Ny DUO TIMIZE, izay avy any nosy La Réunion indray no mpanakanto tsika. Tarika izay mivoy sy manasongadina ny hakanton'nya Maloya, izay hampian'i Jean Piso eo amin'ny Akorodao🪗. couleurs.

Tongava hiaina an'izany seho miavaka, mafana sy mahafinaritra izany. Na mpianakavy na mpinama.

🍹 Boissons & Tsakitsaky , amin'ilay mirary sy mafilotra
🎟️ Fidirana – Maimaim-poana
📍 Toerana : Vakok'Arts Café
📅 Daty : Alakamisy 23 jolay 2026
🕖 Ora : 7Ora hariva

Tongava maro!!

🎸ALAKAMISY APERAO🎸Ambiansy mafana ato amin'ny Vakok'Arts Trano ny Alakamisy faha 2 Jolay izao.Fampisehoana maimaim-poana...
30/06/2026

🎸ALAKAMISY APERAO🎸

Ambiansy mafana ato amin'ny Vakok'Arts Trano ny Alakamisy faha 2 Jolay izao.
Fampisehoana maimaim-poana iarahana amin'i Berthin Kabosy, manomboka amin'ny 7 Ora hariva ny seho.

Tongava maro fa tsy misy ny vidim-pidirana.

🎸 APÉRO MUSICAL 🎸I "Sambatra " indray no mpanakanto tsika ato amin'ny Vakok'Arts Trano ny Alakamisy faha 11 Jona izao. M...
08/06/2026

🎸 APÉRO MUSICAL 🎸

I "Sambatra " indray no mpanakanto tsika ato amin'ny Vakok'Arts Trano ny Alakamisy faha 11 Jona izao.

Manomboka amin'ny 7 Ora hariva ny seho, tongava maro fa tsy misy ny vidim-pidirana ! !!

FAMPISEHOANA - TALIK'IN BEKOMandalo eto Toliara ny mpanakanto Taliké Gellé hanome  fampisehoana miavaka. Talik ’in beko ...
22/05/2026

FAMPISEHOANA - TALIK'IN BEKO

Mandalo eto Toliara ny mpanakanto Taliké Gellé hanome fampisehoana miavaka. Talik ’in beko dia fampisehoana maneho ireo fomba amam-panao Malagasy.

Fandaharam-potoana :
Daty : Sabotsy 06 jona

Ora : 8 Ora hariva

Toerana : Vakok'Arts Trano

Vidim-pidirana : 10 000 Ar / 7 000 Ar (Mpikambana AF)

Efa afaka jifaina ety amin'ny Alliance Française de Tuléar ny tapakila🎟️. Voafetra ny toerana ka mividiana dieny izao.

Fanazavana fanampiny : 032 05 119 61

Ny Alliance Française de Tuléar dia faly mandray ny tarika AMI IDEAL amin'ity fampisehoana miavaka ny 23 may 2026 amin'n...
21/05/2026

Ny Alliance Française de Tuléar dia faly mandray ny tarika AMI IDEAL amin'ity fampisehoana miavaka ny 23 may 2026 amin'ny 5 Ora hariva.

Andao hijery ny mpanakanto tsika ao amin'ny Vakok'Arts Trano izay hiaraka amin'ireo mpitendriny sy ny mpandihiny.

Vidim-pidirana : 10 000 Ar
Mpikambana Alliance Française de Tuléar dia faly mandray ny tarika AMI IDEAL amin'ity fampisehoana miavaka ny 23 may 2026 amin'ny 5 Ora hariva.

Andao hijery ny mpanakanto tsika ao amin'ny Vakok'Arts Trano izay hiaraka amin'ireo mpitendriny sy ny mpandihiny.

Vidim-pidirana : 10 000 Ar
Mpikambana Alliance Française de Tuléar : 7 000 Ar

Fanazavana fanampiny : 034 45 960 94 / 033 12 560 50

🎸🎙️APERO MUSICAL🎙️🎸 Fampisehoana iarahana amin'i JULIA MK ny Alakamisy faha 21 Mai izao ao amin'ny Vakok'Arts Trano ! Ma...
19/05/2026

🎸🎙️APERO MUSICAL🎙️🎸

Fampisehoana iarahana amin'i JULIA MK ny Alakamisy faha 21 Mai izao ao amin'ny Vakok'Arts Trano !

Manomboka amin'ny 7 Ora hariva ny seho.
Tongava maro fa tsy misy ny vidim-pidirana !

🎸 APÉRO & MICRO OUVERT 🎸Miavaka ny fotoantsika amin'ity indray mandeha ty! Sady mijery fampisehoana ianao no afaka mandr...
12/05/2026

🎸 APÉRO & MICRO OUVERT 🎸

Miavaka ny fotoantsika amin'ity indray mandeha ty! Sady mijery fampisehoana ianao no afaka mandray anjara mihira🎙️

Fampisehoana iarahana amin'i RAISSA, ny Alakamisy faha 14 May izao.
Manomboka amin'ny 7Ora hariva ny fotoana

Tongava maro fa tsy misy ny vidim-pidirana !

🎸 JEUDI APÉRO 🎸Tsangatsanga ao Vakok'Arts Trano ndraiky tsika amin'ny Alakamisy 07 May izao 🤗Fampisehoana iarahana amin'...
04/05/2026

🎸 JEUDI APÉRO 🎸

Tsangatsanga ao Vakok'Arts Trano ndraiky tsika amin'ny Alakamisy 07 May izao 🤗

Fampisehoana iarahana amin'i Jeanclaude Teta ! Ambiansy Tsapiky tsy mijano io 🔥

Manomboky amin'ny 7Ora hariva ny fotoana ka tongava maro!

Tsy misy ny vidim-pidirana ! !!

Address

Rue Gallieni, RN7
Tulear
442

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vakok'Arts Trano Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vakok'Arts Trano Officiel:

Shortcuts

Share