Blue Heaven

Blue Heaven Bienvenue sur la page officielle de l'espace évènementiel « Blue Heaven »

06/03/2026

Isaorana ny Tompo fa handray mariage voalohany Blue Heaven tao aorian’ny fandalovan’i Gezani.

Mavitrika daholo ny ekipa rehetra ! misaotra ihany koa an’ilay mpanambady sy ny fianakaviana nidongy ho aty foana na d mbola misy takaitra tavela sy tsy mbola tafatsangana tsara ny zavamaitso naha Blue Heaven ny toerana.

Hifaliantsika izay misy eo e ! Tongava soa ny andro malaza.

ℹ️ Ho anareo marobe izay manontany anay hoe misokatra ve Blue Heaven dia mampahafantatra izahay fa tena mbola eo am-pana...
28/02/2026

ℹ️ Ho anareo marobe izay manontany anay hoe misokatra ve Blue Heaven dia mampahafantatra
izahay fa tena mbola eo am-panamboarana izahay hahafahanay mandray anareo sy manome ny tsara indrindra aty anatinay.

Ho lazaina eto ihany ny andro hisokafanay. Dia mbola mankasitraka anareo marobe mampahery anay sy ianareo mpankafy. Mandrampihaona e !

28/02/2026

Ho anareo marobe izay manontany anay hoe misokatra ve Blue Heaven dia mampahafantatra

izahay fa tena mbola eo am-panamboarana izahay hahafahanay mandray anareo sy manome ny tsara indrindra aty anatinay.

Ho lazaina eto ihany ny andro hisokafanay. Dia mbola mankasitraka anareo marobe mampahery anay sy ianareo mpankafy. Mandrampihaona e !

11/02/2026

Avis à notre aimable clientèle,

Suite au passage du cyclone Gezani à Toamasina et aux importants dégâts causés, notamment sur les infrastructures, nous vous informons que les activités de Blue Heaven sont suspendues jusqu’à nouvel ordre et que notre établissement est temporairement fermé.
En ces moments difficiles, nos pensées et notre compassion vont à toute la ville de Toamasina et les familles touchées par le sinistre que nous subissons collectivement.

Nous remettons l’avenir entre les mains de Dieu avec foi et espérance.

Merci pour votre compréhension et votre soutien.

Suite aux conséquences du passage du cyclone à Tamatave,nous informons notre aimable clientèle que l’événement du 14 fév...
11/02/2026

Suite aux conséquences du passage du cyclone à Tamatave,
nous informons notre aimable clientèle que l’événement du 14 février est annulé.
Merci de votre compréhension et force à tous les habitants de Tamatave.

Tahin'Andriamanitra isika rehetra 🙏

07/02/2026

Nahafinaritra ny fiarahana tamin' ireto ankizy ireto androany sabotsy. Isaorana ny Sekoly David Jones nisafidy ny Blue Heaven

Sabotsy ny andro sady mafana tsara ☀️🏖️🔺 Vohitsara Toamasina
07/02/2026

Sabotsy ny andro sady mafana tsara ☀️🏖️
🔺 Vohitsara Toamasina

05/02/2026

Tongava eh ary ataovy dieny zao ny réservation ! 😁
Ny billet dia hita ao amin'ny :

- BURGER GRILL
- CAMILLE DRESS ROOM BAZAR BE
- BLUE HEAVEN

04/02/2026

Sady meva no kanto ny Blue Heaven 🩵
🔺Vohitsara Toamasina

Efa misokatra ny réservation chambre mandritrany soirée spéciale Saint-Valentin ah✅ Chambre pour couple ✅ Chambre famili...
02/02/2026

Efa misokatra ny réservation chambre mandritrany soirée spéciale Saint-Valentin ah

✅ Chambre pour couple
✅ Chambre familiale

☎️ 038 65 583 96
☎️ 034 84 835 54
☎️ 032 92 194 58
🏠 Vohitsara Toamasina ( mp pour plus de d'informations )

❤️ Andao HIKALO FITIA💕Miaraka amin’i Théo Rakotovao & Do Rajhonson📅 14 février⏰ Manomboka amin’ny 18h📍 BLUE HEAVEN🎟️ PAF...
29/01/2026

❤️ Andao HIKALO FITIA💕
Miaraka amin’i Théo Rakotovao & Do Rajhonson

📅 14 février
⏰ Manomboka amin’ny 18h
📍 BLUE HEAVEN
🎟️ PAF : 20 000 Ar | Réservation conseillée

🎫 Billets disponibles chez : BURGER GRILL, CAMILLE DRESS ROOM, BLUE HEAVEN

💑 JEUX CONCOURS COUPLE
👉 Ahazoanareo chambre une nuitée romantique, miaraka amin’ny sakafo sy activités ao amin’ny BLUE HEAVEN 🎁✨

💖 Hisy koa ny kalokalo fitiavana azo ifampizaranareo roa

🍽️ MENU SPÉCIAL ST VALENTIN
Sakafo ankafizanareo ireo vetsovetsom-pitia

🎶 Ankafizo ny kalo sy ny ambiance romantique miaraka amin’i Théo Rakotovao & Do Rajhonson

Aza adino ny manao réservation amin'ny chambre ra ijanona atory ianareo.

✨ Fitiavana, mozika ary fotoana tsy hay hadinoina 💞

Soirée Romantique au Blue Heaven ♥️💞Spéciale Saint- Valentin 🏹💘Réservation disponible
29/01/2026

Soirée Romantique au Blue Heaven ♥️💞
Spéciale Saint- Valentin 🏹💘
Réservation disponible

Address

Toamasina
Toamasina

Telephone

+261329219458

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blue Heaven posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Blue Heaven:

Share