Donia Event

Donia Event « � �Tsisy tsaratsaran’ny Donia , si t’es chaud je suis chaud ��»

💥💥 Eeee Boom , encore Nous Donia Event  🔥🔥Roa andro be zao isika no iaraka hifety ry havakooo 🔥🔥, holalaaaa t’as le card...
07/04/2025

💥💥 Eeee Boom , encore Nous Donia Event 🔥🔥
Roa andro be zao isika no iaraka hifety ry havakooo 🔥🔥, holalaaaa t’as le cardio pour ça ?
Rechargeo tsara ny énergie aann 🔋🔋
Ka io ny affiche , Artiste samby tompony am Laza , manana ny maha izy azy 🚀🚀
Mihainga ny samedi 19 Avril lifestyle tsy mikatso mintsy le 20 Avril mbola manonga manonga foo 🚀🚀🚀

Let’s go , let’s get it 🥳🥳 Iala lifestyle monotone a tamatave eto fa ndo ndreky ihaigny à Foulpointe ee 😘 muaaah

Manasa Ani Mr 🍂 Dolayn 🪶 andefa hafatra miafina am page
15/03/2025

Manasa Ani Mr 🍂 Dolayn 🪶 andefa hafatra miafina am page

06/03/2025

08 Mars rendez vous
Tenue traditionnelle aza adino Ann 😇😇

Salama namana , ty misy jeux kely azahoana 50.000Ar 😋🥳 + billet d’entrée Reto avy ary ny tsy maintsy atao: ✅ Araho ny pe...
20/02/2025

Salama namana , ty misy jeux kely azahoana 50.000Ar 😋🥳 + billet d’entrée

Reto avy ary ny tsy maintsy atao:

✅ Araho ny pejy Donia évent ( clique sur suivre)
✅ partageo ity publication ity
✅ mentionnéo ny namanao dimy (5) minimum ato amin’ny commentaire n’ity publication ity mba hanaraka ny pejy.
🔆Izay commentaire mahazo réaction ambony hisa indrindra ka nahafeno ireo fepetra ireo no mahazo an’ilay 50.000Ar + billet d’entrée

Rehefa vita izany rehetra izany dia ataovy eo am commentaire lay capture fa manaraka ny pejy marina ianao ary Asio soratra « MPANJAKA VAVY MIDOLA » , miaraka eo lay mention namana dimy
Exemple ao am commentaire 📝📝
Le 07 Mars 2025 izao no farany , ndao ary ooo 🚀🚀🚀
idirana lay sary D ao no mi commentée fa tsy any am lay partage ann 🙏🏽 merci

Zegny afatra aiii 😥😥
26/04/2023

Zegny afatra aiii 😥😥

15/04/2023
Mb tantarao hoe ny expérience itanao tam ty   ity 😂😂Mlay be ve ?
13/04/2023

Mb tantarao hoe ny expérience itanao tam ty ity 😂😂
Mlay be ve ?

Address

Partout
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Donia Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category