04/03/2026
Bonsoir les Papas et les Mamans …
SAVON bébé marque Aiwibi - 7,500 Ariary
Afaka anasana loha, tarehy sy vatan’ny zazakelintsika.
Tsy manaikitra ny maso mazava ho azy 😍.
Na zaza vao teraka aza dia afaka ampiasana azy.
Fofony malefaka tsara 😍.
ny couche taille 1 à 3 efa misy ao amintsika avokoa 😍