22/09/2025
đPizza Napoletana â Top maneran-tany
Ingrédients
mozzarella di bufala â 125 g
tomato San Marzano â 100 g
Paty pizza: 250 g (lafarinina, rano, sira, levure)
Menaka oliva: 1 sotro kely
Basilic â 4-5 ravina
Sira
---
Fomba fanamboarana
1. Fanomanana ny paty
Afangaroy ny lafarinina, rano, sira, ary levure.
Avelao hiala sasatra 2 ora eo ho eo mandra-mitombo ny habeny.
2. Fikarakarana ny toppings
Voatetika ny fromazy mozzarella sy ravina basilic.
Tomato San Marzano atao purĂ©e miaraka aminâny sira kely.
3. Fametrahana ny pizza
Atao boribory ny pĂąte
Apetraka ny purée tomate eo amboniny, avy eo ny mozzarella sy basilic.
Menaka oliva kely eo amboniny.
4. Fandrahoana
Afanaina ny lafaoro aminâny 250â300°C (na lafaoro hazo raha azo atao).
Andrahoy 7â10 minitra eo ho eo, mandra-pahamasaka sy manome hoditra mamiratra ny pizza.
---
Torohevitra manokana
Ny Pizza Napoletana tena izy dia tokony ho soft, malefaka eo afovoany, ary misy hoditra kely masaka tsara.
Fromazy di bufala sy tomate San Marzano no tena manome tsiro tokana sy manerantany.