19/04/2026
✨ Une belle surprise pleine d’émotion ✨
Aujourd’hui, nous avons eu le plaisir d’organiser une surprise spéciale pour des parents, préparée avec amour par leur fille vivant à l’étranger 🇲🇬
💐 Bouquet money
🎂 Gâteau
🎉 Moment inoubliable
📩 Message de leur fille :
“Noho ny tsy fihaonana efa ela, ary ho mariky ny fisaorana anareo, Zena sy Zama,
dia faly i Sahondra, zanakareo, izay mahatsiaro sy tena tia anareo tokoa.
Na dia lavitra aza izy, aza atao sakana izany fahalavirana izany,
fa ao am-pony mandrakariva ianareo.
Ary izao no mariky ny hafaliany sy ny fisaorany anareo.”
❤️ Tena fotoana feno hafaliana sy ranomasom-pitiavana
🙏 Misaotra tamin’ny fahatokisana
📩 Aza misalasala miantso anay ho an’ny surprise sy événement rehetra
🎯 Toi aussi, fais plaisir à tes proches même à distance !
✔ Anniversaire
✔ Surprise parents
✔ Déclaration spéciale
✔ Événements personnalisés
📲 Réserve dès maintenant :
👉 Inbox / WhatsApp : [0324228787]
👉 Livraison + organisation rapide