Exotika2.0

Exotika2.0 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Exotika2.0, Florist, Ivato.

exotika - "🪷Là où les pétales voguent et les poissons dansent, naît la sérénité."🐠

034 76 994 62
📍 ivato rond point bani (sarimasina )box route tsarasaotra 🪄
⏰lundi au samedi de 08h à 17h30

Hummm!! 😻 Red taille snakeskine 🐍🤝Dispo en magasin ivato👏 aza adino androany ihany misy promotion -10% ny trondro rehetr...
27/08/2025

Hummm!! 😻 Red taille snakeskine 🐍🤝
Dispo en magasin ivato👏 aza adino androany ihany misy promotion -10% ny trondro rehetra 🛍️ tongava manararaitra aingana 😉

Merci Madaquatic ann✨😄 fans

Elaela izay !🥹 Ato ary miondrikondrika kely misafidy izay tiany oh😁✨Anaty sary tsirairay ny prix Sy anarany 🌹🤭 afaka Ton...
25/08/2025

Elaela izay !🥹 Ato ary miondrikondrika kely misafidy izay tiany oh😁✨

Anaty sary tsirairay ny prix Sy anarany 🌹🤭 afaka Tonga Dia mandalo eny ivato koa anefa raha Tonga Dia hijery mivantana ann😍

BG BG 👀🩷 full gold🪙🏅Ho anareo moankafia trondro kely tongava magasin fa betsaka karazany afaka hisafidianana😉✨ raha afak...
23/08/2025

BG BG 👀🩷 full gold🪙🏅

Ho anareo moankafia trondro kely tongava magasin fa betsaka karazany afaka hisafidianana😉✨ raha afaka bacc 2025 moa enao Dia mahazo cadeau koa 🤭

16/08/2025

🤭 Sady pelika no matavy kely😄🤣
Dispo ao ivato ao corydoras géniteur bé 👋 👀

Misafidy nareo izay Tonga aloha amizay matavy indrindra✨🥴

🛍️✨ Mankasitraka anareo rehetra Tonga anio🙏 rapitso sisa n'y fotoana ho anareo izay Mbola tsy nandalo🤝😉Samy manana ny ra...
09/08/2025

🛍️✨ Mankasitraka anareo rehetra Tonga anio🙏 rapitso sisa n'y fotoana ho anareo izay Mbola tsy nandalo🤝😉

Samy manana ny raha tiany Marina fa ny sasany tsy miherika trondro mihintsy 😅 Dia ny sasany lany Andro mandinika voninkazo 😂👋

Tena milay nareo🫶 rapitso sisa ho anareo te handalo 🥳
Fier mada 2025 maki andotapenaka 🐒
fans

09/08/2025

Ansooo😻 collection danio et tanichtys 😘✨

Danio dispo de suite en magasin ou au foire fier mada 🇲🇬 🛍️Magasin : rond point ivato route exotika 💐🛍️Foire : fier mada...
08/08/2025

Danio dispo de suite en magasin ou au foire fier mada 🇲🇬

🛍️Magasin : rond point ivato route exotika 💐
🛍️Foire : fier mada maki andotapenaka 🐒

Quantité limitée 🤝😉

Hummm!!👀 Andro faha 2 n'y fier mada n'y anio👋🥰Miandry anareo zahay fa feno Zavatta bé Dia bé ary n'a Dia andendeha fotsi...
07/08/2025

Hummm!!👀 Andro faha 2 n'y fier mada n'y anio👋🥰
Miandry anareo zahay fa feno Zavatta bé Dia bé ary n'a Dia andendeha fotsiny ary😅🥳

Maki andotapenaka h@ Alahady izao n'y fotoana ✨💐

Mivoha foana koa n'y magasin ao ivato ho anareo izay te handalo eny an📅🙏

Salama e🤝 Miandry anareo eny @ fier mada zahay an🇲🇬 manomboka anio h@ Alahady ny fotoana📅🛍️Crevette bleu hybride promoti...
06/08/2025

Salama e🤝 Miandry anareo eny @ fier mada zahay an🇲🇬 manomboka anio h@ Alahady ny fotoana📅🛍️

Crevette bleu hybride promotion eny an😍😻
Ataotsika 5000ar fotsiny n'y iray😱 vitsivitsy ihany fa izay Tonga aloha no misafidy an🫣😉
Toerana : kianja maki andotapenaka 🍃 fidirana maimaimpoana 🙏

Mivoha foana koa n'y ao ivato raha oatrany ka andalo eny Magasin ianareo🥰

Hahitan-javatra eny @ fier mada eny 🇲🇬😍 ito Zao "plante carnivore" 🍃🌪️ eny tompoko tena mihinana biby kely mihintsy io🍽️...
04/08/2025

Hahitan-javatra eny @ fier mada eny 🇲🇬😍 ito Zao "plante carnivore" 🍃🌪️ eny tompoko tena mihinana biby kely mihintsy io🍽️

Mbola bé Dia bé n'y karazany fa io ihany lony no azoko sary📸
Alarobia h@ Alahady izao 📅 eny @ kianja maki andotapenaka 🐒 ny fotoana ✨🛍️

Stand n° 269 🤝🌵🐟

Barbus rosé 🌹 afaka jerenareo mivantana eny @ mpivarotra mahazatra anao😍 tsy Iza izany fa exotika ivato😂Mivoha alatsinai...
02/08/2025

Barbus rosé 🌹 afaka jerenareo mivantana eny @ mpivarotra mahazatra anao😍 tsy Iza izany fa exotika ivato😂

Mivoha alatsinainy - sabotsy 07h -18h ⌚

Fier mada 2025 🇲🇬: Alarobia - Alahady ho avy izao🙏🛍️

Fier mada 2025🇲🇬 efa tena atomotra kaika n'y fotoana fa manomboka @ Alarobia - Alahady izao sahady🫣😍 eo @ kianja maki an...
01/08/2025

Fier mada 2025🇲🇬 efa tena atomotra kaika n'y fotoana fa manomboka @ Alarobia - Alahady izao sahady🫣😍 eo @ kianja maki andotapenaka🐒

Tsy handry intsony ny hitafa aminareo indray🙏✨
Miaraka Mada Cactiis isika amin'ny Plantes grasses 🌵s'y Madaquatic ary ireo trondro keliny bé Dia bé🐟

Eny fotoana zany an🤝👀 mandroso eo vavahady fidirana ianareo dia mivily mpakany @ gauche 🛍️
Eo isika mifankahita avy eo🥰🥳
fans

Address

Ivato

Opening Hours

Monday 08:15 - 17:00
Tuesday 08:15 - 17:00
Wednesday 08:15 - 17:00
Thursday 08:15 - 17:00
Friday 08:15 - 17:00
Saturday 08:15 - 17:00

Telephone

+261347699516

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Exotika2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category