Art'ivo

Art'ivo Art'ivo est un organisateur évènementiel (spectacle en plein air etc.) service traiteur.

Allô!!! Allô !!!  🔊🔊 Ao daholo ve???▶️Eny ANTSAVATSAVA ITAOSY indray ny fotoanantsika amin'ny 25 mai 2026 eee!!     🎇LUN...
01/05/2026

Allô!!! Allô !!! 🔊🔊 Ao daholo ve???

▶️Eny ANTSAVATSAVA ITAOSY indray ny fotoanantsika amin'ny 25 mai 2026 eee!!

🎇LUNDI DE PENTECÔTE FETY BE🎇

▶️Hiarahana amin'ireo Artistes fanta-daza
▶️Vidim-pidirana : 7 000ariary 👍👍
▶️Misokatra amin'ny 10ora maraina ny vavahady 🕙
▶️Efa misy ny tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany amin'ny vidiny mirary Espace Fitsikiana I & II🍗🥃
▶️Tongava maro fa ambiance be 100% eee!!

Art'ivo événementiel sy ny équipe manotolo dia misaotra antsika rehetra izay nisafidy manokana nijery fampisehoana tety ...
06/04/2026

Art'ivo événementiel sy ny équipe manotolo dia misaotra antsika rehetra izay nisafidy manokana nijery fampisehoana tety antsavatsava Itaosy🥰
Manome fotoana tsy ho ela indray e🥳

23/03/2026

📢ITAOSY UNIS sy ny manodidina aa!!📢
Efa akaiky ny fotoana eee!
FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE
👉KIANJA MAITSO ANTSAVATSAVA ITAOSY
👉Lundi de Pâques 06 avril 2026
👉Iarahana amin'ireo Artistes kalaza
👉Vidim-pidirana : 7 000ariary
👉Efa misy tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany amin'ny vidiny mirary🥂
👉Amin'ny 10ora maraina dia efa misokatra ny vavahady
Tongava maro eeee!!!

Allô Allô!!! 📢 🎇  LUNDI DE PAQUES 06 AVRIL 2026 🎇👉 FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE ✅ Kianja Maitso Antsavatsava ITAOSY✅ Iar...
21/03/2026

Allô Allô!!! 📢
🎇 LUNDI DE PAQUES 06 AVRIL 2026 🎇
👉 FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE
✅ Kianja Maitso Antsavatsava ITAOSY
✅ Iarahana amin ireo ARTISTES kalaza
✅ Misokatra amin ny 10ora maraina ny vavahady🕙
✅ Manomboka amin ny 12ora ny fampisehoana🕛
✅ Vidim-pidirana : 7 000ariary👍👍
✅ Efa misy tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany amin'ny vidiny mirary eny antoerana🥃🍗
TONGAVA MARO FA AMBIANCE MILAY BE IO EEEE!!!!❤️❤️

📢📢Allô Allô Tonga indray ity ilay nandrasana eee!!!📢📢  🎇LUNDI DE PENTECÔTE FETY BE🎆KIANJA MAITSO ANTSAVATSAVA ITAOSY👉Hia...
27/05/2025

📢📢Allô Allô Tonga indray ity ilay nandrasana eee!!!📢📢
🎇LUNDI DE PENTECÔTE FETY BE🎆
KIANJA MAITSO ANTSAVATSAVA ITAOSY
👉Hiarahana amin ireo Artistes kalaza
👉Vidim-pidirana 6 000ariary
👉Misokatra amin ny 10 ora ny vavahady
👉Efa misy zava pisotro sy tsakitsaky amin ny vidiny mirary eny an toerana 🥃🍾🥂
TONGAVA MARO EEE!🧡🧡

14/05/2025
15/04/2025

📢ITAOSY UNIS sy ny manodidina aa!!📢
Efa akaiky ny fotoana eee!
FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE
👉KIANJA MAITSO ANTSAVATSAVA ITAOSY
👉Lundi de Pâques 21 avril 2025
👉Iarahana amin'ireo Artistes kalaza
👉Vidim-pidirana : 6 000ariary
👉Efa misy tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany amin'ny vidiny mirary🥂
👉Amin'ny 9ora maraina dia efa misokatra ny vavahady
Tongava maro eeee!!!

Allô Allô📢 ITAOSY-UNIS sy ny manodidina.🎆 FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE🎆✅ Lundi de Pâques 21 Avril 2025 ⏳✅ KIANJA MAITSO ...
30/03/2025

Allô Allô📢 ITAOSY-UNIS sy ny manodidina.

🎆 FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE🎆
✅ Lundi de Pâques 21 Avril 2025 ⏳
✅ KIANJA MAITSO ANTSAVATSAVA ITAOSY
✅ Iarahana amin'ireo Mpanankanto kalaza
✅ Vidim-pidirana : 6 000 ariary
✅ Misokatra amin'ny 09 ora maraina ny vavahady ⏰
✅ Misy tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany aminy vidiny mirary 🍾🍟

Tongava maro fa ambiance milay bé☺️🎉

HO ANTSIKA ETO ANTSIRABE ART'IVO EVENEMENTIEl manolotra ho antsika: Manalazy vita bacc milayy be AMBIANCE AGOGOArtistes:...
18/07/2024

HO ANTSIKA ETO ANTSIRABE

ART'IVO EVENEMENTIEl manolotra ho antsika:

Manalazy vita bacc milayy be

AMBIANCE AGOGO

Artistes:NAEL Malaso Vedette , TSOTA SKAIZ , Tsantaa
DJ Allan et Dj Nek's

Aminy ALAHADY 28 JOLAY 2024 ho avy izao , manomboka am 2ORA TOLANKANDRO ( ny vavahady kosa dia hisokatra aminy 12ora)

Toerana: KIANJA MAINTSO TSARASOATRA
Fidirana : 6000ar

TONGAVA MARO E

Spectacle 26 Juin 2024 Ibity Antsirabe , misaotra ny mpanankato SHAYRON sy ny sono ary ny mpiara miasa rehetra Tsy adino...
27/06/2024

Spectacle 26 Juin 2024
Ibity Antsirabe , misaotra ny mpanankato SHAYRON sy ny sono ary ny mpiara miasa rehetra
Tsy adino isika tonga maro be , manome fotoana tsy ho ela🤝

Address

Itaosy

102

Telephone

+261381841997

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art'ivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Art'ivo:

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share