Instant précieux

Instant précieux Offrez des moments rares et mémorables grâce à des événements surprise personnalisés 🥰💌

(.......fa n'y fitiavana no lehibe indrindra 😍)Gny malalanao tianao be Igny♥️😍Gny Valinao mikarakara anao Igny♥️😘I Papa ...
09/10/2024

(.......fa n'y fitiavana no lehibe indrindra 😍)

Gny malalanao tianao be Igny♥️😍
Gny Valinao mikarakara anao Igny♥️😘
I Papa s'y Mama niteza vô nagnabe Igny🤍
Gny anniversaire gny zanakinao Igny🥰
Gne magnodidina sns...
Andao hasehotsika @ alalany fanomezana
Ze fitiavatsika aniereo Zay,miarak'@ INSTANT PRÉCIEUX 💐
Afaka tanterahitsika gny hetahetanareo,

❤️❤️Ahivo tsapany fa tianao izy ♥️♥️

Allô allô les amis 📣📢Toy misy raha soa ho antsika eto Faradofay eto,Ho an'izay mila surprise personnalisé na  anniversai...
30/09/2024

Allô allô les amis 📣📢

Toy misy raha soa ho antsika eto Faradofay eto,
Ho an'izay mila surprise personnalisé na anniversaire, fahatsariova, jobily sns...,
Izahay dia faly manolotra anareo ireo surprise izay tianareo sy mahafapo anareo amzay ka aza misalala miditra mp 📩💌

Na miantso☎️📞direct Gny numéro :
034 55 020 88 na gny 034 13 788 13 na koa gny 033 90 024 76

Gny raha afaky atao tsika amin’izay fotoa zay dia :


🔸money cake
🔸 cadeau personnalisé ( miankina amin’ny fangataha nareo gny anaova tsika azy )
🔸sy gny surprise maro samy hafa 🥰🥳

Address

Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Instant précieux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share