21/04/2025
Jour J
Efa vonona mandray antsika ny toerana fitsangatsanganana ato @ MAZAVAGRI SAHAMBAVY FIANARANTSOA
Natao morabe 2 000 ar ny vidim-pidirana ho antsika rehetra , misy chapiteau azo hofaina , elobe , seza sy latabatra , mozika sy ambiansy ….
Tsara be ny tontolo ao satria mahita ireo fambolena vary manarapenitra sy fiompiana trondro , tantely ary legioma sy voankazo marobe bio , loharano madiobe azo sotroina avy hatrany sady mahasalama no manala hetaheta mangatsiatsiaka tsara be satria mafana ny andro ( tsy vidiana )
Mahita ny voly dite sahambavy maintso sy mahafinaritra ihany koa ao anatin’ ny rivotra madio tanteraka satria ao ampovoany saha dite no toerana misy antsika
Fandriho mialoha ary ny chapiteau fa vitsivitsy ihany
Tongava maro e
MAZAVAGRI SAHAMBAVY FIANARANTSOA
AGRO TOURISME
CULTURES BIO & PISCICULTURE
📞038 58 836 14