24/05/2026
Tratry ny Pantekoty daoly 🥳🔥,
izay mahafantatra ny anaran'ireto olona ireto complet ( ataovo ao am commentaire dia mentionné-o namanao anaky telo dia mba partagé-na ilay pub, dia izay commentaire bé réaction indrindra no mandresy) dia omena réduction am izay événement-ny ho avy😇.