Isandratantsoa

Isandratantsoa Le souci du détail, des émotions créées sur mesure… parce que votre jour J mérite plus qu’une organisation

Décoration eglise by Isandratantsoa ❤️
10/07/2026

Décoration eglise by Isandratantsoa ❤️

🖤🩶🤍La simplicité est parfois le plus beau des luxes 🤍🩶🖤
30/06/2026

🖤🩶🤍La simplicité est parfois le plus beau des luxes 🤍🩶🖤

😍😍😍
30/06/2026

😍😍😍

16/04/2026
❤️ L’élégance commence ici… ❤️ ✨ Tête de cortège sublimée par Isandratantsoa 🥰 Encore félicitation aux mariés A & R 🎉 Ao...
16/04/2026

❤️ L’élégance commence ici… ❤️
✨ Tête de cortège sublimée par Isandratantsoa 🥰
Encore félicitation aux mariés A & R 🎉

Ao amin'ny Bira Tête De Cortège - Antsirabe no ahitanao fiara tsara kely ohatr'izao! 🥰

Isandratantsoa Event Planner 034 10 347 32

👉034 10 347 32
02/02/2026

👉034 10 347 32

❌ « Ny tsara, hono tsy mba mora » ❌ DISO izany, ary tsy izay rehetra lafo ihany koa dia tsara ! ❌ 👉IZAY TIANAO NO TENA T...
01/02/2026

❌ « Ny tsara, hono tsy mba mora » ❌ DISO izany, ary tsy izay rehetra lafo ihany koa dia tsara ! ❌
👉IZAY TIANAO NO TENA TSARA ! 👌
❤️Inona ara ilay tianao dia andao tanterahina e ! ⁉️❤️
🌸Raha manam-pikasana hikarakara fety aman-danonana ianareo, aza misalasala manatona anay fa ataotsika izay hahatanteraka izay tinareo, izay mety aminareo, araka izay fahefa-manao mety aminareo ihany koa !
✅ Omenay fahalalana sy toro-hevitra ianareo ahafahanareo mandray fanampaha-kevitra mifanaraka amin’izay mety aminareo
✅ Ampinay ianareo mandrafitra ny nofinofinareo, sy ny teti-bola mifanandrify amin’izany, ary ihany koa ny fitantanana fotoana mba tsy hampikoropaka sy hahatonga stress
✅ Omenay lisitr’ireo « prestataires » matianina ianareo mba ahafahanareo misafidy, ary hamorainay ny fifandraisanareo amin’izy ireny
✅ Miara-dalana aminareo, sy manome tan-tsoroka anareo izahay amin’ny fikarakarana rehetra
✅ Afaka mandrindra ny andro iray toa zatonareo izahay, mba hizotra araka ny rindra izay efa nokasainareo, ka ahafahanareo mianoka tanteraka anaty fifaliana tsy misy teritery !
⚠️Aza misalasala ary manantona sy mifampiresaka !
📌034 10 347 32

01/02/2026

Address

Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Isandratantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share