21/03/2026
🔥ZAVA-BAOVAO ato aminay🔥
Ankafizo ny piscine madio 💦 toerana tsara hialana sasatra sy hanadinoana ireo havizanana. Parfait pour partager des moments inoubliables miaraka amin’ireo namana sy ny fianakaviana rehetra🥰🥰💯🎉🎉
📍 Tongava mitsidika ary fa miandry anao izahay ato amin'ny Espace NY FITIA
👉N'oubliez pas de savourer nos délicieux fast-foods 🍟🍝🍜🍕 Misy boissons maro isakarazany sy Plats Malagasy ihany koa an 🍹🍽️