Event by Dia

Event by Dia organisation événementielle
décoration événementielle

Ho hitantsika eny @ gara eny @ stand   ny Event by Dia Vonona ny handray anao raha misy fety aman-danonana ato ho ato ka...
06/03/2026

Ho hitantsika eny @ gara eny @ stand ny Event by Dia

Vonona ny handray anao raha misy fety aman-danonana ato ho ato ka ilaina organisatrice na

Hanao décoration fotsiny koa

Dia aza misalasala ary manontany na mp na miantso avy hatrany fa hisy Réduction bé n'y service
tsika mandritry ity volana marsa ity

Contact : 0387008900

Miandry anao eny ny ekipa an!

🌼🏵️🌻🍁🍂🔥🔥Hoa n'ireo mankafy ireto loko iretoNatao ho anareo ityTsara eeeee🧡🧡🧡🧡
26/01/2026

🌼🏵️🌻🍁🍂🔥🔥

Hoa n'ireo mankafy ireto loko ireto

Natao ho anareo ity

Tsara eeeee🧡🧡🧡🧡

🎁🎁 🎁 Commande-nareo androany 🎁🎁🎁Manga foana ny lanitra n'a avy aza ny orana rehefa mahazo fanomezana 🌧️🌨️🌈🌈Fa izaho aloh...
08/11/2025

🎁🎁 🎁 Commande-nareo androany 🎁🎁🎁

Manga foana ny lanitra n'a avy aza ny orana rehefa mahazo fanomezana 🌧️🌨️🌈🌈

Fa izaho aloha tia orana e ❤️❤️❤️🌨️🌧️

Ary ianao??😄😄😄

Mandray commande hatrany

📞📞 038 70 089 00 📞📞

🌺 Hello hello!🌺💐💐  Ndao atomboka @ amin'ireto sary mahafatifaty ireto indray aloha ity Andro alatsinainy ityMiavaka kely...
27/10/2025

🌺 Hello hello!🌺

💐💐 Ndao atomboka @ amin'ireto sary mahafatifaty ireto indray aloha ity Andro alatsinainy ity

Miavaka kely ireto bouquets de fleurs boule ireto hoan'ireo demoiselle d'honneur

Miantsoa avy hatrany 💐💐

☎️ 0387008900 ☎️

Sary fanehoana

HELO HELLO!!! 🤍💙🩵 ZAVA-BAOVAO ETO @ PAGE-TSIKA🩵💙🤍Afaka hatao fanomezana tsara @ Andro rehetra 🎁🎁🎁🎁💵💶 BOUQUETS MONEY,💶💵💶💵...
25/10/2025

HELO HELLO!!!

🤍💙🩵 ZAVA-BAOVAO ETO @ PAGE-TSIKA🩵💙🤍

Afaka hatao fanomezana tsara @ Andro rehetra 🎁🎁🎁🎁

💵💶 BOUQUETS MONEY,💶💵

💶💵 CAKE MONEY 💶💵

Mahafatifaty kely oooaaa!

Ity ny ifandraisana:

☎️ - 0387008900 - Antsirabe

🩵💙🤍 Event by Dia 🤍💙🩵

💕💕💕 Huuum....une petite inspiration pour vous 💕,💕💕🌞 🌞 Il fait beau et chaud Osez la couleur vive🏵️🌺🌺🍁🌼🌿🪻💐☎️ 038 70 089 0...
22/10/2025

💕💕💕 Huuum....une petite inspiration pour vous 💕,💕💕

🌞 🌞 Il fait beau et chaud

Osez la couleur vive🏵️🌺🌺🍁🌼🌿🪻💐

☎️ 038 70 089 00

- Event planner -

Résultat trouvé sur Google (fr.pinterest.com)

Aaahh.... La vie est belle💖💖💖💖Quelques arrangements floraux du jour 💐💐💐💐
14/10/2025

Aaahh....
La vie est belle💖💖💖💖
Quelques arrangements floraux du jour 💐💐💐💐

😀😀 Kely isa dia hafana ny andro 🤩🤩 Ndao @ izay hikarakara fety o 🥳🥳🥳 Fa na mangatsiaka koa aza Dia hafanaina foana moa e...
16/08/2025

😀😀 Kely isa dia hafana ny andro

🤩🤩 Ndao @ izay hikarakara fety o

🥳🥳🥳 Fa na mangatsiaka koa aza Dia hafanaina foana moa e???

Sa ahoana ?🥳🥳🥳🥳

👉 Mp ary o 👈

Address

Antsirabe

110

Telephone

+261387008900

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Event by Dia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Event by Dia:

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share