AKAMA Events

AKAMA Events Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AKAMA Events, Antsirabe.

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy🖤Fizarana fanomezana hoan'ny fitaizana zaza kamboty sy sahirana tao am...
05/12/2022

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy🖤

Fizarana fanomezana hoan'ny fitaizana zaza kamboty sy sahirana tao amin'ny akany Avotra Aumonerie FJKM BETESDA🙏🏻

Fanomezana akanjo hoan'ireo tsy manan-kialofana kosa ny tapany hariva👖👕👟

Andao hifety eeee🎉🎉25 novembre indray ny hetsika manaraka🔥
11/11/2022

Andao hifety eeee🎉🎉
25 novembre indray ny hetsika manaraka🔥

Misaotra sy mankasitraka ho antsika rehetra nandray anjara🙏🏻
03/11/2022

Misaotra sy mankasitraka ho antsika rehetra nandray anjara🙏🏻

AKAMA EVENTS dia mikarakara KARAOKE-DANCING ny asabotsy 30 Juillet 2022 manomboka amin'ny 02 ora tolakandro🎤🕺🏻💃🏻Izany di...
14/07/2022

AKAMA EVENTS dia mikarakara KARAOKE-DANCING ny asabotsy 30 Juillet 2022 manomboka amin'ny 02 ora tolakandro🎤🕺🏻💃🏻
Izany dia atao ao amin'ny ETOILE DE NEIGE💥🎉
Fandraisana anjara: 5000 ariary

Boisson offerte à l'entrée🍸🍹🍺

Hetsika nahemotra noho ny amehana ara pahasalamana 😊Mbl samy miandry ny date manaraka isika rht 😊
03/01/2022

Hetsika nahemotra noho ny amehana ara pahasalamana 😊
Mbl samy miandry ny date manaraka isika rht 😊

03/01/2022

Miarahaba antsika rehetra nahatratra n taona vao2 🥳
Ho taona feno fahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona ity 😊

Address

Antsirabe
ANTSIRABE110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AKAMA Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share