17/12/2025
🔴 CABARET Nate Tex. Iza no mbola tsy nahazo oo?
Ety rêve no misy anay ho antsika zay mitady billet an 🤩 Mbola eto foana zahay hatramin'ny Zoma maraina 😉
Simple : 20 000 Ar
Réservation : 30 000 Ar
VIP : 40 000 Ar
Vonjivonjeo sao dia tara eee 🫣