29/11/2021
Mankasitraka antsika rehetra tonga maro be, namaly ny antso t@ fampisehoana voalohany nokarakarain'ny E-mouv Event,
Mety misy ny tsy fahatomombanana kely teny ampiandohana fa niezaka zahay nanome fahafaham-po anareo,
Eto kosa anefa dia mampanantena hetsika manaraka izay tsy ho ela izay ho tanterahina eto Antanifotsy 109 hatrany. Hiezaka zahay hanao ny tsaratsara kokoa hatrany.
Mankasitraka antsika rehetra amin'ny fanohanana ny E-mouv Event.
iza no mpanankanto tian-tsiaka hanafana ny tanana indray??