Kultura Event

Kultura Event Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kultura Event, Event Planner, Andranomena, Antananarivo.

Salama eeee 🥰Araka ny efa nampanantenaina antsika dia  ho alefantsika manontolo  Amin’ ny fahitalavitra KULTURA TV ny al...
20/02/2026

Salama eeee 🥰

Araka ny efa nampanantenaina antsika dia ho alefantsika manontolo Amin’ ny fahitalavitra KULTURA TV ny alahady ho avy izao Amin’ ny 9 ora Alina ny seho akon’ny mpifankatia izay niarahana tamin’ ny tarika IRAIMBILANJA .

Fotoana nahafinaritra sy nahafeno hafaliana tokoa izy ity, ary averina hatrany ny fankasitrahana sy ny fisaorana ireo rehetra namaly ny antso sy nanotrona.

Mijere finaritra daholo ary e. ♥️

+chaîne210

Fintina an-tsary ny seho niarahana tamin'ny tarika iraimbilanja ny alin'ny 14 febroary 2026♥️♥️♥️Mankasitraka antsika re...
16/02/2026

Fintina an-tsary ny seho niarahana tamin'ny tarika iraimbilanja ny alin'ny 14 febroary 2026♥️♥️♥️
Mankasitraka antsika rehetra

14/02/2026

JourJ ♥️🫶

Mirary fetin'ny Mpifankatia ho antsika rehetra izahay ekipan'ny Kultura Event ♥️Aza adino ny fotoanan-tsika 🫴Aniooo , en...
14/02/2026

Mirary fetin'ny Mpifankatia ho antsika rehetra izahay ekipan'ny Kultura Event ♥️
Aza adino ny fotoanan-tsika
🫴Aniooo , eny tompoko anio alina @8 ora eny amin'ny Klub Sahameva Ambohimangakely eny

Fifandraisana : 034 82 950 57

13/02/2026
07/02/2026

Tiako kosa aloa ito hira ito aaaaanh 🥰🤘 Tsindri-mandry... Iraimbilanja
👉 Kultura Event manolotra antsika
💥🤘 Cabaret Spéciale Saint Valentin 🤘💥
🎸 IRAIMBILANJA ao @ espace SAHAMEVA Ambohimangakely ny 14 Février manomboka 20h ... 🤩🤩
Simple : 30.000ar
Couple : 50.000ar
Vip Couple : 100.000ar
... Matsiro leretsy ty aaaaa
Contact & Réservation : 0334572222 / 0348295057 ...
Asio maso lay medley Matsiro ato
👉https://www.facebook.com/share/v/1Fy34gLBow/

Akaikin'ny Mpanakanto

05/02/2026

Aza adino ity fotoanan-tsika ity an 🥳

Salama e 👋Androany amin'ny 6ora hariva ny fotoana miaraka amin'i Iraimbilanja ato anatin'ny fandaharana akaikin'ny mpana...
01/02/2026

Salama e 👋
Androany amin'ny 6ora hariva ny fotoana miaraka amin'i Iraimbilanja ato anatin'ny fandaharana akaikin'ny mpanakanto sao adino 🎤
Mirary alahady mafinaritra daholo🥰

🎙️✍️ Tsy ho ahy ianao - Iraimbilanja ✍️🎙️
Indraindray misy teny tsy tsaroana
mandrotik’aina mankarary fo
fiteny mamy zary ompa zary ozona
latsaka anaty ao am-po

Fiv : Nefa atao ahoana moa
satry tokoa hoe isika roa
ho tafara-dalana indray
izaho sy ianao hifandao
tsy ho ahy ianao

’zaho tsy ho adala fihevitra toa fihevi-jaza
mahalasa saina mahavaky loha
fitia voarara, fitia voaozona
marary anaty, tia tokoa

Fiv : ...

Indraindray misy teny tsy tsaroana
mandrotik’aina mankarary fo
fiteny mamy zary ompa zary ozona
latsaka anaty ao am-po

Izaho sy ianao hifandao
Tsy ho ahy ianao👇

Kultura Event manolotra antsika
💥🤘 Cabaret Spéciale Saint Valentin 🤘💥
🎸 IRAIMBILANJA ao @ espace SAHAMEVA Ambohimangakely ny 14 Février manomboka 20h ... 🤩🤩
Simple : 30.000ar
Couple : 50.000ar
Vip Couple : 100.000ar
... Matsiro leretsy ty aaaaa
Contact & Réservation : 0334572222 / 0348295057 ...
Asio maso lay medley Matsiro ato
👉https://www.facebook.com/share/v/1Fy34gLBow/

Akaikin'ny Mpanakanto

29/01/2026

Manan-talenta ny mpanakanto

28/01/2026

🎙️✍️ Tsy ho ahy ianao - Iraimbilanja ✍️🎙️
Indraindray misy teny tsy tsaroana
mandrotik’aina mankarary fo
fiteny mamy zary ompa zary ozona
latsaka anaty ao am-po

Fiv : Nefa atao ahoana moa
satry tokoa hoe isika roa
ho tafara-dalana indray
izaho sy ianao hifandao
tsy ho ahy ianao

’zaho tsy ho adala fihevitra toa fihevi-jaza
mahalasa saina mahavaky loha
fitia voarara, fitia voaozona
marary anaty, tia tokoa

Fiv : ...

Indraindray misy teny tsy tsaroana
mandrotik’aina mankarary fo
fiteny mamy zary ompa zary ozona
latsaka anaty ao am-po

Izaho sy ianao hifandao
Tsy ho ahy ianao👇

Kultura Event manolotra antsika
💥🤘 Cabaret Spéciale Saint Valentin 🤘💥
🎸 IRAIMBILANJA ao @ espace SAHAMEVA Ambohimangakely ny 14 Février manomboka 20h ... 🤩🤩
Simple : 30.000ar
Couple : 50.000ar
Vip Couple : 100.000ar
... Matsiro leretsy ty aaaaa
Contact & Réservation : 0334572222 / 0348295057 ...
Asio maso lay medley Matsiro ato
👉https://www.facebook.com/share/v/1Fy34gLBow/

Akaikin'ny Mpanakanto

Address

Andranomena
Antananarivo

Telephone

+261348295057

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kultura Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kultura Event:

Share

Category