Mi-Tily Horonantsary

Mi-Tily Horonantsary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Tily Horonantsary, Event Videographer, Tranom-bitsika, Antananarivo.

Ny Tily dia fanabeazana tanora zazalahy unionistes (FJKM, FLM, EEM, METM, FMTA), araka ny fomba fanabeazana skoto efa nanorenan’i Baden Powell azy, sady mamolavola azy ho vonona amin'ny fiainana ⚜️

🎞️🎬Raikitra ato ny montage mbola ho hitanareo eto ny vokatra 😉
02/08/2026

🎞️🎬Raikitra ato ny montage mbola ho hitanareo eto ny vokatra 😉



🟡🔴LASY FAHA-90 TAONA MAVO SY MENA 🔴🟡Se ko ve te hiaina mivantana ny lasy Jobily?😋🎥🎬Ety an-kianja izahay Mi-tily horonant...
01/08/2026

🟡🔴LASY FAHA-90 TAONA MAVO SY MENA 🔴🟡

Se ko ve te hiaina mivantana ny lasy Jobily?😋

🎥🎬Ety an-kianja izahay Mi-tily horonantsary izao miezaka mampita mivantana ireo hetsika rehetra ato anaty lasy ka araho ny pejy😉




01/08/2026

90 Taona Sampana Mena

01/08/2026

📺 Miainga avy aty Moramanga ny fampitana mivantana.

⛺️Fanokafana ny lasy

28/07/2026

📺 Fitrotrona am-bavaka ny hetska nasionaly rehetra:
📍LASY
📍FIFITI 2026

Ndeha hifampitrotro am-bavaka isika🤍

02/07/2026

POV: Rehefa mahazo fotoana malalaka iny ny ekipa 👀🎬

Iza no efa miandry ilay horonan-tsary tao amin'ny Rova? 😎🔥

🎥

📍FAMPIVONDRONANA FAHAROA: Mi-Tily Horonantsary 🎬🎥🎯Fifampizara traikefa sy fampiharana teknika samihafa momba ny fakana s...
27/06/2026

📍FAMPIVONDRONANA FAHAROA: Mi-Tily Horonantsary 🎬🎥

🎯Fifampizara traikefa sy fampiharana teknika samihafa momba ny fakana sary mihetsika no natao, toy ny cadrage, prises de vue ary ny fiaraha-miasa rehefa eny an-kianja tao amin'ny Rovan'Ambohimanga.

📣Aza miala lavitra fa ato anaty pejy no ahitan'ise ny horonan-tsary izay natao 🤗

Fintina an-tsarin'ny tontolo andro 🫶📸


24/06/2026

⭐️FIZIANTSIKA ⭐️
Eh! Efa maharaka ny fampiasana ny marika tily ve ise ? Tsy misy sarany kely io an !
👉 👉 https://fiziantsika.scout.mg/
=======================
⭐️ FIZIANTSIKA ⭐️
Torolalana momba ny aromarika (branding) sy ny fanehoana maha-tily.
Ahoana no fomba fampiasana ny marika Ravinala sy ny Fleur de lys ?
Inona avy no azo atao sy ny tsy azo atao?
Inona avy no loko ampiasaina?
Inona no endri-tsoratra miaraka aminy ?
Fa koa inona no marika mampiavaka ny tily?
Ahoana no fomba fitafy azy?
Iza no manao marika inona?
🤩 Ireo fanontaniana rehetra ireo no valian'ity fiziantsika ity, miainga amin'izay tahirin-kevitra rehetra voaangona, sy ireo lovan-tsofina azo nohamarinina. Ho an'ny singa sasany tsy nazava dia ato no mandrindra azy mba hitoviantsika. 🛣
✅️ Fanatanterahana ny fehin-kevitry ny FIFITI 2015 ny fivoahan'izy ity, mba hampirindra ny fomba fampiasantsika ny marika (Charte graphique) sy ireo singa ivelany fanehoana ny Tily eto Madagasikara.Efa nisy edisiaona iray nivoaka ny taona 2023 ary nohavaozina ka nivoaka indray ity ny edisiaona manaraka
Indro ary ka zarao sy ampiasao mba ho kalitao ohatran'ny tily kalitao ataon'ise koa ny fanehoan'ise azy.
👉 https://fiziantsika.scout.mg/
👉https://youtu.be/bcMhlU5GEGk

😉 Pi-maso Mi-Tily Kisaritao
🎬 Mi-Tily Horonantsary

18/06/2026

📌FIZIANTSIKA

👉Andao ary hitsidika ny tranokala😋

📸 Sary indray mipika ho an’ny androanyAza miala lavitra ho ho hitan’ise ao amin’ny pejy Tily eto Madagasikara avokoa ny ...
10/06/2026

📸 Sary indray mipika ho an’ny androany

Aza miala lavitra ho ho hitan’ise ao amin’ny pejy Tily eto Madagasikara avokoa ny horonantsary rehetra vokarinay!😉😎

Address

Tranom-bitsika
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Tily Horonantsary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi-Tily Horonantsary:

Shortcuts

Share