Mih's Food - Traiteur

Mih's Food - Traiteur 🍔🥂 Mih's Food : Fast-Food, Resto & Traiteur.

👉Envie gourmande ou événement ? Tout est préparé avec soin SUR COMMANDE !

Profitez de la qualité Pro et d'une fraîcheur garantie. ✨ Service sur mesure.

📞 Commandez vos plats directement au 0348694779

mankasitraka @ fahatokisana 👍🙏
27/12/2025

mankasitraka @ fahatokisana 👍🙏

🎄 VAO VITA : IRETO AVY ILAY BÛCHE SPÉCIAL NOËL ! 🎄🍫TSARA TSY MISY OHATRAN'IZANY ! ✨ Vao nivoaka ny lakozia, vonona hanaf...
23/12/2025

🎄 VAO VITA : IRETO AVY ILAY BÛCHE SPÉCIAL NOËL ! 🎄🍫

TSARA TSY MISY OHATRAN'IZANY ! ✨ Vao nivoaka ny lakozia, vonona hanafingoana ny latabatrareo amin'ny Fety. Hita maso ny hatsarana, fa rehefa ao am-bava... tena "Excellence" ! 😋

✅ Ny Bûche Mih's Food dia :
- 🍫 Gourmand : Crème matsiro sy maivana, tsy mahamonamonaina.
- 🎨 Kanto : Haingoina amin'ny fo mba ho tsara jery ny fetinareo.
- ⚡ Vao vita : Tsy nijanona ela tao anaty frigo fa fresh tsara !

⚠️ LAST MINUTE ! Mbola mandray commande izahay ho an'izay tara ky, fa aza miandry ela intsony a !

📞 Alefaso ny commande : +261348694779 🛵 Manao livraison izahay !

🌭 MIH-CROCK : LE ROI DES CACAPIGEONS 🌭TSY MIVOAKA TSARA NY FETY RAHA TSY MISY "MIH-CROCK" ! 🤤🔥Leo an'ireo cacapigeon mal...
17/12/2025

🌭 MIH-CROCK : LE ROI DES CACAPIGEONS 🌭

TSY MIVOAKA TSARA NY FETY RAHA TSY MISY "MIH-CROCK" ! 🤤🔥
Leo an'ireo cacapigeon malemy na mafy be ve ianao ? Andramo ny MIH-CROCK by Mih's Food : ilay tena tsakitsaky namboarina ho an'ny gourmands hoatranah 😂!

✅ Nahoana no ity no safidiana ?
- Mikarepoka tsara (Croustillant) : Rehefa kakerina dia maneno tsara ! 💥
- Tsara arovana : Ao anaty sachet "hermétique" mba hitazomana ny tsirony sy ny fofony.
- Mety amin'ny zava-drehetra : Miaraka amin'ny jus, la bière, na hanaovana gouter fotsiny azany.

📞 Alefaso dieny izao ny commande-nao amin'ny +261348694779. Manao livraison izahay ❤️
------------------------
L'INCONTOURNABLE DE VOS APÉROS : DÉCOUVREZ "MIH-CROCK" ! 🍻✨

Pour vos moments de convivialité ou vos petites faims, ne cherchez plus. Mih's Food vous présente ses Cacapigeons Signature : les MIH-CROCK.

✅ Pourquoi vous allez les adorer ?
- Le Croquant Absolu : Une texture parfaitement frite, dorée et croustillante à souhait.
- Qualité Premium : Emballés soigneusement pour garantir une fraîcheur longue durée.
- Le Duo Idéal : Le compagnon parfait de vos boissons festives ou de vos pauses snacks.

⚠️ Idéal pour vos plateaux télé ou apéros de Noël !
📞 Commandez vos paquets dès maintenant au +261348694779. Livraison disponible ❤️

🎄 BÛCHE DE NOËL BY MIH'S FOOD ✨TSY FETY NY NOELY RAHA TSY MISY BÛCHE ! 🍰✨Mba haha-finaritra ny fialan-tsasatrao sy ny fi...
17/12/2025

🎄 BÛCHE DE NOËL BY MIH'S FOOD ✨

TSY FETY NY NOELY RAHA TSY MISY BÛCHE ! 🍰✨
Mba haha-finaritra ny fialan-tsasatrao sy ny fianakaviana, Mih's Food dia manolotra anareo Bûche de Noël matsiro, vita amin'ny fitiavana ary "Qualité Pro" natokana ho anao.

✅ Ny mampiavaka anay ?
- Vokatra vao : Tsy manao stock izahay fa vao MAMANDRIKA (Sur commande) ianao dia amboarina avy hatrany ny anao.
- Tsiro tsy hay hadinoina : Miempo ao am-bava, mamy tsara ary kanto.

📞 Alefaso dieny izao ny commande-nao amin'ny +261348694779. Manao livraison izahay ❤️
---------------
SUBLIMEZ VOTRE TABLE DE NOËL ! 🍰✨
Pour un réveillon inoubliable, finissez votre repas sur une note de douceur avec les Bûches artisanales de Mih's Food.

✅ Pourquoi nous choisir ?
- Fraîcheur Absolue : Tout est préparé exclusivement SUR COMMANDE. Pas de stock, juste du goût !
- Savoir-faire Pro : Une pâtisserie fine, moelleuse et gourmande pour ravir vos invités.

📞 Contact rapide au +261348694779. Livraison disponible ❤️

17/12/2025

Fini le réchauffé. Ici, on cuisine POUR VOUS. Que vous soyez Team Salé ou Team Sucré, redécouvrez le vrai goût du "Fait Maison".

📜 AU MENU : 🍕 Salé : Pizzas fondantes & Cacapigeons croustillants. 🍩 Sucré : Donuts, Gâteaux & Bûches gourmandes.

✨ NOTRE CONCEPT : 100% SUR COMMANDE. Vous commandez ➡️ Nous préparons ➡️ Vous dégustez ultra-frais. Qualité Traiteur, rapidité Fast-Food.

👨‍🍳 Prêts à vous régaler ? 👇 Réservez votre moment gourmand dès maintenant :

📞 +261 34 86 947 79

Call now to connect with business.

17/12/2025

Hello tout le monde ❤️ ! Ici c'est Mih's Food - Traiteur

Address

Amboditsiry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mih's Food - Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category