31/08/2026
Ity ary ny fandaminana am fanomanana ilay rally wcs🥰😎
Alarobia 2 septembre 14h (répétition) ao am RM1 Analakely
Sabotsy 5 septembre 8h 30 (tournage) eny am Rova Manjakamiadana
Tenue am Sabotsy: Jean manga,, ambony fotsy (T-shirt, Polo),, châle, Bandana na mouchoir (atao loko vert sy/na rouge apetaka eny am vatana) d Tennis Fotsy🙂😊
ilay Sabotsy ihany (rehefa vita ny tournage)👉dia asiana "After" miaraka eny Ankadikely ao am "Rabiby".
Samy mitondra Tsaky sy boissons iarahan-komana (misy danse libre sns amin'io fotoana io an) ☝️ mitondrà ny namana rehetra any,, fa teneno mialoha ihany i Tsiky Rabiby😎🌈
NB: taty aoriana moa dia maro tokoa ireo olona mbola hoe andray anjara amin'io kilalao io🥰 saingy tsy tratra intsony ilay choré fa akaiky loatra (👉 aza matahotra fa mbola i-organiser zavatra isika aoriana kely ao🥰,, tohizo foana an🙏👊)