Faneva Fleure

Faneva Fleure Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Faneva Fleure, Florist, Pépinières andoharanofotsy, Antananarivo.

11/03/2026

Salama tompoko ho antsika zay mbola tsy nahazo an banane a fleur vitsivitsy sisa no ato ,MP na miantso ny Contact:0380533125

Salama tompoko !mila kolokoloina ny tanana 'ny voninkazo gardenia manitra  mamerovero  camelia mavokely manitona fotsy m...
02/03/2026

Salama tompoko !mila kolokoloina ny tanana 'ny voninkazo gardenia manitra mamerovero camelia mavokely manitona fotsy manjopiaka manome hafaliana .raha maha liana anao dia afaka miantso mivantana ny laharana:038 05 331 25 ,na miditra MP avy hatrany aza adino ny manisy J'aime sy commentaire.

🌸 VONINKAZO TSARA TAREHY INDRAY NO ATOLOTRA HO ANAREO 🌸Ampio hatsarana sy fiainana ny tokotaninao 🌿Voninkazo misy loko m...
20/01/2026

🌸 VONINKAZO TSARA TAREHY INDRAY NO ATOLOTRA HO ANAREO 🌸
Ampio hatsarana sy fiainana ny tokotaninao 🌿
Voninkazo misy loko maro:
💖 Mavokely manintona
💜 Volomparasy miavaka
💛 Mavo sy mena mamiratra
✅ Mamelana tsara
✅ Mora karakaraina
✅ Mety amin’ny zaridaina, tokotany, na fanomezana 🎁
💰 Vidiny mirary
📍 Disponible avy hatrany
📩 Inbox na Antsoy raha liana

🚚 Livraison azo atao (raha misy)

🌺 Ataovy mamelana ny tranonao!
Ny voninkazo no manome hafaliana sy hakantony isan’andro 🌼

laharana : 038 05 331 25

👉 Aza adino: Asio ❤️ – Commentaire – Partage

Ireto ny raozy sy biscuis,hortancia,sandrine izay hitaiza sy mazoto hikolokolo.Misy ihany koa ny zezika afaka ikarakaran...
29/12/2025

Ireto ny raozy sy biscuis,hortancia,sandrine izay hitaiza sy mazoto hikolokolo.Misy ihany koa ny zezika afaka ikarakarana azy tsara.

Tanora mamboly hazo manakialofana rehefa lehibe.Ireto ny zana-kazo misy ato aminay afaka hambolena: Kiniina,sapin,cypre,...
22/12/2025

Tanora mamboly hazo manakialofana rehefa lehibe.Ireto ny zana-kazo misy ato aminay afaka hambolena: Kiniina,sapin,cypre,ravitsara,zakaranda sns ...
fienam-bidy amin' izao akatokin'ny asaramanitra izao
any amin'ny faritra,manao livraison
miantso mivantana ny numero:0380533125

Ireto indray ny vokatra e,ndao amboly fa fotoanany izao.  mp na miantso mivantana ny num:0380533125  livraison ihany koa...
16/12/2025

Ireto indray ny vokatra e,ndao amboly fa fotoanany izao.
mp na miantso mivantana ny num:0380533125
livraison ihany koa izahay.

Amin`ny heritaona ihany nge dia efa mamoha ny paiso e,ny zanany no amidy eto·
09/12/2025

Amin`ny heritaona ihany nge dia efa mamoha ny paiso e,ny zanany no amidy eto·

🎋🎋Sady mamboly idray isika eto no mihinana,sady atao fanafody ihany koa nge ny sakay pilogasy ee🎋🎋
06/12/2025

🎋🎋Sady mamboly idray isika eto no mihinana,sady atao fanafody ihany koa nge ny sakay pilogasy ee🎋🎋

Ndao amin'izay amboly fa efa fotoanany izao🎋🎋🎋
04/12/2025

Ndao amin'izay amboly fa efa fotoanany izao
🎋🎋🎋

🌿🪴Gloxinia voninkazo fanaingoana lavarangana🏵araraoty ary fa efa fotoanany zao. Mp avy hatrany ary.
02/12/2025

🌿🪴Gloxinia voninkazo fanaingoana lavarangana🏵araraoty ary fa efa fotoanany zao. Mp avy hatrany ary.

Address

Pépinières Andoharanofotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faneva Fleure posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category