13/03/2026
Miarahaba antsika Fianakaviam-be ny Dj eto Madagascar, misaona ny tontolon'ny Dj fa nandao antsika i Dj Hardy. Rahariva ny fotoana hamangiana hoan'izay afaka eny Tanjobato Espace ravaka ny fotoana amin'ny 17h. Manentana ny fahatongavantsika maro haneho firaisankina.
Mifampilazà ?
Izay maniry ny handefa tsipaipaika dia alefa aty amiko avant 17h raha mety tompoko
034 05 586 97 (Antonio Lovaniaina)