GIGA VIBE ÉVENT

GIGA VIBE ÉVENT Vivez l'Expérience Ultime

24/12/2025

On attend que vous, le billet est encore disponible

⏰Tic Tac ⏰ J-1 👉EFA LERA ANIE ZAO👈Aza adino ny fotonatsika rahampitso 24 Décembre 2025 miaraka amin'i 🥰JAWS BAND SY REVI...
23/12/2025

⏰Tic Tac ⏰ J-1
👉EFA LERA ANIE ZAO👈
Aza adino ny fotonatsika rahampitso 24 Décembre 2025 miaraka amin'i 🥰JAWS BAND SY REVIVAL MESSENGERS 🥰 amin'ny 15h ora folakandro ao amin'ny Amphithéâtre Sainte Famille Mahamasina
Misy billet sur place rahampitso Ary misokatra manomboka amin'ny 13h ny vavahady sy ny vente
Tongava maro fa hiara hidera sy hifaly ao amin'ny Tompo isika rehetra e 🥳

20/12/2025

🔥 KADOA BE: BILLETS VIP AZO MAIMAIMPOANA! 🔥
Jereo tsara fa hisy olona 1 (miampy ny namany) hahazo Billet VIP amin'ilay fampisehoana goavana hataon'i "JAWS BAND & REVIVAL MESSENGERS" ny 24 Décembre 2025 izao ao amin'ny Amphithéâtre-Saint Famille Mahamasina.
Fitsipika tsotra:
✅ Abonner-o ny pejinay.
✅ Zarao (Partager-o) ity vidéo ity.
✅ Mentionner-o namanao 5 tianao hijery ity fampisehoana ity miaraka aminao
✅ Soraty hoe "Je participe - VIP" ao amin'ny commentaire.
Efa vonona ve ianao hidera miaraka aminay? 🥳
Ny mpandresy dia hambara eto ny 24 Décembre 2025 avant 9H.
Andao ary fa hiara-mandresy isika rehetra! 🍀👏

Miomàna! Ny "GIGA Vibes Événement" dia manolotra anareo 🌟GOSPEL VIBE CHRISTMAS, Andiany 2025!🌟Aza adino ny fotoana fiain...
13/12/2025

Miomàna! Ny "GIGA Vibes Événement" dia manolotra anareo 🌟GOSPEL VIBE CHRISTMAS, Andiany 2025!🌟
Aza adino ny fotoana fiainana tsy manam-paharoa miaraka amin'ny tarika roa goavana indrindra eto an-toerana:
🥰 JAWS BAND sy REVIVAL MESSENGERS!🥰
Hiara-hira sy hiara-hankalaza ny fetin'ny Krismasy amin'ny alalan'ny feo sy hira fiderana mahafinaritra, izay hampihetsi-po antsika rehetra.
📅 Daty: Alarobia 24 Desambra
🕒 Ora: 15 Heure (3 ora tolakandro)
📍 Toerana: Amphithéâtre Sainte Famille Mahamasina
💰 Tapakila:
Tsotra: 10 000 Ar
Famandrihana (Réservation): 30 000 Ar
Aiza no ahitana tapakila?
👉Nect'Art Antanimena
👉Koots Mahamasina
📞 Fampahafantarana sy famandrihana: +261 38 92 084 86
Tongava maro fa ho tsara sy ho feno fitahiana ny fankalazana!

07/12/2025

Efa azonao jifaina eny amin'ny
👉KOOTS FOOD MAHAMASINA
👉Nect'art Antanimena
Ny tapakila izay hiarahantsika amin'i JAW'S BAND Noël amin'ny👉 24 Décembre izao ao amin'ny Amphithéâtre Sainte famille mahamasina 👈
Vidim-pidirana:
📌Simple : 10.000ar
📌Réservation : 30.000ar
Tongava maro fa ho Noëly miavaka 🌟no hiarantsika amin'io🎄

30/11/2025

J-24 🌟 hiarahantsika amin'i JAW'S BAND 🥰
Manomboka rahampitso amin'ny 12h ny billet dia disponible sur place eo amin'ny Koots Mahamasina 🌟
Manomboka ny Talata amin'ny 8h kosa ny billet dia efa azo jifaina sur place eo amin'ny Nect'art Antanimena 🌟
Ny réservation en ligne kosa dia efa misy foana isan'andro 🌟
Paf: - simple : 10.000ar
- réservation : 30.000ar

✨ LE COMPTE À REBOURS COMMENCE ! GOSPEL VIBE CHRISTMAS ÉDITION 2025 ! 🎄Giga Vibes Évènement vous invite à célébrer la na...
28/11/2025

✨ LE COMPTE À REBOURS COMMENCE ! GOSPEL VIBE CHRISTMAS ÉDITION 2025 ! 🎄
Giga Vibes Évènement vous invite à célébrer la naissance du Christ en musique avec le concert exceptionnel de // JAW'S BAND // ! Un moment puissant de louange et de partage à ne pas manquer.
🗓️ DATE : Mardi 24 Décembre (veille de Noël)
🕒 HEURE : 15h
📍 LIEU : Amphithéâtre Sainte Famille Mahamasina
🔔 GRANDE NOUVELLE ! VOS BILLETS SONT DISPONIBLES DÈS LUNDI !
Assurez-vous d'avoir votre place pour ce grand événement.
🎟️ Tarifs & Points de Vente
Billet Simple : 10 000 Ar
Réservation : 30 000 Ar
Procurez-vous vos billets DÈS LUNDI à :
Nect'Art Antanimena
Koots Mahamasina
Jaw's Band
(“Ary hoy ilay Anjely tamin’izy ireo : Aza matahotra; fa indro milaza teny soa mahafaly aminao aho,..." - Lioka 2, 10; 11)
Infoline : +261 38 92 084 86

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GIGA VIBE ÉVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share