Akany My Haja - Iavoloha

Akany My Haja - Iavoloha CHALET SEMI-OUVERT

26/02/2026

AKANY MY HAJA IAVOLOHA🏘️ dia toerana fandraisana lanonana sy hetsika maro isan-karazany,
Tohin'ny "Mariage, Fiançaille, baptême, anniversaire,sns"

Araka izay maha AKANY azy izay dia , toera mamy afaka hifampizaran-tsika ny hafaliana rehetra🥳

Aza misalasala ary mitsidika ny pejy na miantso mivantana
📞034 36 686 36

Vonona hanome fahafam-po anao izahay ary mandray anareo am-pifaliana🥰
-Iavoloha

Akany My Haja - Iavoloha 📞034 36 686 36
10/02/2026

Akany My Haja - Iavoloha
📞034 36 686 36

Mamy foana ny fiarahatsika amin'ny fotoana rehetra🥰Akany My Haja - Iavoloha 📞0343668636
03/02/2026

Mamy foana ny fiarahatsika amin'ny fotoana rehetra🥰
Akany My Haja - Iavoloha
📞0343668636

Mikaroka fona izahay, anomezana fahafaham-po anreo ehhAza misalasala ary miantso miavantana 📞0343668636Akany My Haja - I...
30/01/2026

Mikaroka fona izahay, anomezana fahafaham-po anreo ehh
Aza misalasala ary miantso miavantana
📞0343668636
Akany My Haja - Iavoloha

Mamy kely ry zareo ity fety tato amin'ny Akany My Haja - Iavoloha ity ahh,Ny masoandro nody no nampalahelo🥹Feno 85 ans h...
26/01/2026

Mamy kely ry zareo ity fety tato amin'ny Akany My Haja - Iavoloha ity ahh,
Ny masoandro nody no nampalahelo🥹
Feno 85 ans hono ilay ngiahy be🥳🥳
Miarahaba azy dia ho ela velona hifanatitra amin'ny taranaka ehh

Mbola misokatra atrany izahay amin'ireo karazana lanonana rehetra
Mankasitraka atrany amin'ny fahatokisana🥰

Akany My Haja - Iavoloha
📞0343668636

20/01/2026

Mandray ireo karazana Évènements rehetra ny Akany My Haja - Iavoloha
Aza misalasala manantona mivantana na iany koa miantso ny laharana
📞034 36 686 36
Akany My Haja - Iavoloha

🥰Ny anio antsika indray ary euhh🥰Makasitraka foana amin'ny fahatokisanareo anayAmpatsiahivina fa efa manana DJ iany koa ...
15/01/2026

🥰Ny anio antsika indray ary euhh🥰
Makasitraka foana amin'ny fahatokisanareo anay

Ampatsiahivina fa efa manana DJ iany koa ny Akany My Haja - Iavoloha annn,
Fandrio mialoha ny toerana ary fa vonona hanome fahafaham-po anareo izahay

Akany My Haja - Iavoloha
Dj Luc M
📞034 36 686 36

Miezaka atrany ny AKANY, mitady sy manatsara mba hanaingona sy ahafam-po anareo mpanjifa🥰Mirary Alahady sambatra ho ants...
12/01/2026

Miezaka atrany ny AKANY, mitady sy manatsara mba hanaingona sy ahafam-po anareo mpanjifa🥰

Mirary Alahady sambatra ho antsika

☺️Ny tolotra eto amin'ny akany☺️Efa nohezahana natao mora mba ahafam-po antsika
09/01/2026

☺️Ny tolotra eto amin'ny akany☺️
Efa nohezahana natao mora mba ahafam-po antsika

Address

Iavoloha, Ambohibao, Garage Kambana
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany My Haja - Iavoloha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share