01/09/2026
Hello 👋😊
Araka ny efa nampanantenaina antsika mpanaraka ny Pejin’ny Espace SOA Zaraina indro àry atolotra antsika ny anaran’ireo nahafeno ny fepetra e 🥰
Ireo 5 voalohany izay sady mpanaraka ny pejy, no sady mavitrika maneho réaction isaky ny « publication » ary nanao « commentaire » tato amin’ity fanehoana ity sy nizara izany. Koa ho mariky ny fankasitrahana dia omena anareo ny « offre Yas net month 4,5Go + 2,3Go bonus » na ny sanda mifanaraka amin’izany :
1/ Volana Ony 62 points
2/ Andry Rajaonalison 48 points
3/ Adrienne Ramahandrinirina 39 points
4/ Haingomalala Radavisy 38 points
5/ Hang Ju 38 points
Ireo 5 faharoa izay navitrika indrindra naneho réaction ihany tamin’ny « publication » natao hatramin’ny 31/08/2025 dia omena anareo ny « offres Yas net month 2,5Go + 1,3Go bonus » na ny sanda mifanaraka amin’izany :
1/ Kiah Seh 32 points (avec partage)
2/ Mï Aly 19 points (avec partage)
3/ Mimiche La Queen 59 points
4/ Bouba 46 points
5/ Map’s Rasolomanana 43 points
Dia mankasitra feno anareo 10 tamin’ny vitanareo teto amin’ny Pejy nandritry izay 12 volana lasa izay. Kely dia kely ihany ilay sitraka tompoko fa ny fo manolotra no mameno azy ❤️ Atolotra am-pitiavana be ❤️ (Mba mangataka anareo handefa MP tompoko fa tsy afaka andefasana ny compte-nareo 😊) Na mba asio commentaire kely eto ambany mba afahana mifandray aminareo 🥰
Tsy hay koa ny tsy hisaotra anareo izay tsy tafiditra tao anatin’ilay 10 ary ankasitrahana ihany koa, araho hatrany ny pejy fa mbola ho avy ny fotoana manaraka hanoloranay ny « tsy ampoizinareo » 🙏🥰❤️