Lova Fleuriste

Lova Fleuriste Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lova Fleuriste, Florist, Pavillon 40, Anosy HJRA, Antananarivo.

22/01/2026
Salama daholo o ! Manasa anareo panjifa izahay hitsidika ny pavillon n 40 Anosy (mpivarotra voninkazo) fa misy arrivage ...
22/01/2026

Salama daholo o !

Manasa anareo panjifa izahay hitsidika ny pavillon n 40 Anosy (mpivarotra voninkazo) fa misy arrivage ny fleurs sy ny décoration isankarazany .

Vonona hanome fahafahampo anareo panjifa izahay. Sady manome torohevitra ho an'izay mila izany .

contact : 034 19 672 23 .

Salama daholo tompoko o !Ho anareo izay liana Mbola te hividy @ ireto voninkazo  Kely mahafatifaty reto . Sady azo atao ...
23/12/2025

Salama daholo tompoko o !

Ho anareo izay liana Mbola te hividy @ ireto voninkazo Kely mahafatifaty reto . Sady azo atao fanomezana no décoration tena tsara , efa tena maniry tsara daholo , Pot vernissé .

Mahazo cadeau 1 izay miviidy 10 ireto manomboka androany _31 décembre

2000ar ny iray. + sous 3000ar
pot vide. 1000ar + sous 1500ar

Afaka miditra mp , manao commande , miantsoa ny 034 19 672 23 .

Manao livraison .

Salama daholo o !🖐️@ zao akatoky n'y fety izao dia manasa anareo panjifa hitsidika n'y PV n : 40 Anosy ,fa hisy fanomeza...
19/12/2025

Salama daholo o !🖐️

@ zao akatoky n'y fety izao dia manasa anareo panjifa hitsidika n'y PV n : 40 Anosy ,fa hisy fanomezana iray omena izay miviidy 10 @ reto voninkazo Kely mahafatifaty Ireto ,
Vonikazo efa maniry tsara anaty pot Kely vernissé ,mirefy 7/7cm ,

2 000ar ny vidiny iray, + sous 3 000ar
pot vide 1 000ar , + sous 1 500ar .

voninkazo tsara tarehy kely , afaka atao fanomezana ho an' invité , mariage , soratra , vodiondry , lanonana samihafa , décoration de table ,

Afaka miditra mp izay liana tompoko .
tel : 034 19 672 23 .

Afaka manao livraison izahay .🖐️

Salama daholo tompoko o !Ireto ndray ary ny vokatra ato aminay ,eto @ pv n 40 Anosy .Ho an'izay mbola tsy nahazo,na hana...
25/11/2025

Salama daholo tompoko o !

Ireto ndray ary ny vokatra ato aminay ,eto @ pv n 40 Anosy .

Ho an'izay mbola tsy nahazo,
na hanao décoration ( intérieur , extérieur)
anatiny sy ivelany ,

tongava mitsidika ny pavillon misy anay fa maro karazany azo isafidianana ao ,
aza tara ary ( PV n 40 Anosy) fa mahazo cadeau petit pot 1 (planté grasse) izay miviidy 1 @ ireto sary zaraiko aminareo mpanjifa Ireto .

Misaotra sahady ho an'ireo izay handray anjara tompoko .

Afaka mi commande koa ,
Manao livraison .
Tel : 034 19 672 23 .

Salama aby o!    🖐️Ireto indray ny karazana décoration , tsara tarehy kely ,Ho an' izay tia azy ireo : Mirary ny vidiny ...
19/11/2025

Salama aby o! 🖐️

Ireto indray ny karazana décoration , tsara tarehy kely ,

Ho an' izay tia azy ireo :
Mirary ny vidiny , no Sady efa Tonga dia mandray vita ,

Tongava ary ety @ PV n ;40 Anosy
Vonona hanome fahafahampo anareo panjifa izahay .

Afaka manao commande ,
Tel : 034 19 672 23 ✳️

Salama aby o!🖐️Ireto indray ary ny karazana décoration tsara tarehy Kely , Tonga dia mandray vita , Sady mirary ny  vidi...
19/11/2025

Salama aby o!🖐️

Ireto indray ary ny karazana décoration tsara tarehy Kely ,

Tonga dia mandray vita , Sady mirary ny
vidiny ,

Eto @ PV n : 40 Anosy no misy azy ireto
ka manasa antsika zay mbola tsy nahazo

Tel : 034 19 672 23 ✳️
Manao livraison .

Address

Pavillon 40, Anosy HJRA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lova Fleuriste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category