DOV’S EVENT

DOV’S EVENT DOV’S EVENT – Créateur d’événements, magicien du moment ✨
📍 Spectacles | Événements culturels | Location sonore

🔥 Programme manaraka ho an’ny mpankafy rehetra! 🔥🎤 CABARET miavaka miaraka amin’i Samoëla ✨🎤            📅 27 Mars       ...
11/03/2026

🔥 Programme manaraka ho an’ny mpankafy rehetra! 🔥
🎤 CABARET miavaka miaraka amin’i Samoëla ✨🎤
📅 27 Mars
🕘 09 ora alina
📍 Espace Fenohasina – Andranonahoatra Itaosy
🎟 Simple : 30.000 Ar
⭐ VIP : 40.000 Ar
📞 Réservation : 034 11 004 82
037 58 469 74

07/03/2026

🔥 MANKASITRAKA MITAFOTAFO 🙏✨
Feno ipoka ny toerana ka ialatsiny indrindra amin’ireo izay tsy tafiditra intsony. Tena tinay be ianareo! ❤️
🙏 Misaotra an’i Iraimbilanja Officiel fa tena nafana ny cabaret!👏 Mankasitraka an’i tamin’ny fiaraha-mientana 👍
💜Fisaorana manokana ho an’ny District Antsimondrano, Commune Andranonahoatra, Commune Bemasoandro tamin’ny fanontronana sy ny fanohanana 🙏
💛Mankasitraka Itaosy Unis sy ny manodidina ary ny mpankafy rehetraretra eeee!!!!!❤️‍🔥🫶🏼❤️‍🔥
❤️ Tsy adino ianareo mpankafy sy mpanaraka ny pejy izay manohana hatrany.

⏳ Tsy ho ela ny manaraka… miomàna dieny zao!

🔥 J-1 ! 🔥RAHAMPITSO ILAY FOTOANA !🎶 IRAIMBILANJA – GRAND CABARET 🎶📍 Espace Behenjy – Itaosy📅 Zoma 6 Martsa @ 08h00 alina...
05/03/2026

🔥 J-1 ! 🔥
RAHAMPITSO ILAY FOTOANA !
🎶 IRAIMBILANJA – GRAND CABARET 🎶
📍 Espace Behenjy – Itaosy
📅 Zoma 6 Martsa @ 08h00 alina
⚠️ Fandrio dieny izao ny toerana fa efa vitsy sisa !
Vente de billets : Score Horizon Itaosy - Snack FY Tia akaiky BOA Dalle Itaosy
📞 Infoline : 034 11 004 82
✨✨ANY MIHAONA EEE ✨✨

21/02/2026

🎶 Itaosy sy ny manodidina… miomàna fa ho mafana ny sehatra !!! 🔥🔥 🎶
Vonona ve ianareo ??? 😎🔥
📅 Zona 06 Mars 2026
🕗 08h ora alina
📍 Espace Behenjy Itaosy
Vente des billets : Score Horizon Itaosy & Snack FY TIA Boa Itaoy
🎤 Avec invité spéciale : Fara Gloum

🔥 IRAMBILANJA – Au grand complet à Itaosy ! 🔥🎶 CABARET exceptionnel✨📅 Vendredi 06 Mars 2026🕗 @ 08 ora alina📍 Lieu : Espa...
20/02/2026

🔥 IRAMBILANJA – Au grand complet à Itaosy ! 🔥
🎶 CABARET exceptionnel✨

📅 Vendredi 06 Mars 2026
🕗 @ 08 ora alina
📍 Lieu : Espace Behenjy Itaosy
🎸 Invité spéciale : Fara Gloum
🎟 PAF : 20 000 Ar
🎫 Réservation : 30 000 Ar
📌 Vente billet : Horizon Itaosy – Snack Fitia à côté BOA Itaosy

☎ Infoline : 034 11 004 82 – 037 58 469 74

✨ FANDRIO DIENY ZAO NY TOERANA!!!

📣 J-1 ❗🎉 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀 𝐀𝐙𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 𝐙𝐎𝐊𝐈𝐍𝐘 🎉Miaraka amin’ny Tarika Olombelo Ricky 🎶⚠️ Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana !!!! 📞 I...
08/08/2025

📣 J-1 ❗
🎉 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀 𝐀𝐙𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 𝐙𝐎𝐊𝐈𝐍𝐘 🎉
Miaraka amin’ny Tarika Olombelo Ricky 🎶

⚠️ Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana !!!!

📞 INFOLINE :
034 11 004 82 / 033 91 546 60 / 038 67 068 68

31/07/2025

🎉 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀 𝐀𝐙𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 𝐙𝐎𝐊𝐈𝐍𝐘 🎉
𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐎𝐥𝐨𝐦𝐛𝐞𝐥𝐨 𝐑𝐢𝐜𝐤𝐲

📍 𝐒𝐚𝐢𝐧𝐭𝐞 𝐅𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚
🗓 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝟎𝟗 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
🕒 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟑 𝐨𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐥𝐚𝐤𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨

🎟 𝐒𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐩𝐚𝐤𝐢𝐥𝐚 :
• TSOTRA (Mitsangana): 15 000 Ar
• RESERVATION (table + chaise) : 50 000 Ar

🎫 𝐀𝐢𝐳 𝐧𝐨 𝐚𝐳𝐨𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐤𝐢𝐥𝐚 ?
• 𝐒𝐢𝐦𝐩𝐥𝐞 : Super Music Analakely, Nect’Art Ankaditapaka
• 𝐑𝐞𝐬𝐚 (réservation) : Nect’Art Ankaditapaka
📱 WhatsApp : +261 34 11 004 82

✅ Tongava aloha fa voafetra ny toerana !

📞 𝐈𝐧𝐟𝐨𝐥𝐢𝐧𝐞 : 034 11 004 82 / 033 91 546 60 / 038 67 068 68

DOV’S EVENT – Créateur d’événements, magicien du moment ✨
📍 Spectacles | Événements culturels | Location sonore

29/07/2025

🎶 MANALA AZY - TANORA ZOKINY🎶
🎤 Miaraka amin’ny Olombelo Ricky
🗓️ Sabotsy 09 Aogositra 🕒 @ 3 ora tolakandro
📍 Sainte Famille Mahamasina

🎫 Tapakila :
➡️ Simple (mitsangana) : 15 000 Ar
➡️ Réservation (table + chaise) : 50 000 Ar

Vente de billets : SUPER MUSIC ANALAKELY - NECTAR ANKADITAPAKA - WHATSAPP ( +261 34 11 004 82)

📞 Infoline :034 11 004 82 / 033 91 546 60 / 038 67 068 68

DOV’S EVENT – Créateur d’événements, magicien du moment ✨
📍 Spectacles | Événements culturels | Location sonore

✨ MANDROSO HASINA! ✨🎉  “MANALA AZY VITA BACC 2025” niarahana tamin’i Olombelo Ricky 🪘🙏 Fankasitrahana feno ho anareo reh...
26/07/2025

✨ MANDROSO HASINA! ✨
🎉 “MANALA AZY VITA BACC 2025” niarahana tamin’i Olombelo Ricky 🪘
🙏 Fankasitrahana feno ho anareo rehetra izay nanome aina sy nanandratra kanto ny seho. 👌
OLOMBELO RICKY FANS ♥️🙏
Ny mpanohana ofisialy Airtel Madagascar,
Ny mpiara-miasa Lamozika
Ny equipen’ny DOV’S EVENT ❤️
sy izay rehetra nisalahy

💬 “Tena tsara raha miara-dia…”
Tsy nitsahatra ny fihirana, tsy niala ny tsiky, tsy voafetra ny fifaliana.

Misaotra fa ianareo no nahatonga izany ho zava-misy.
Ary izahay ato dia mbola vonona hatrany… Ka Arao tsy tapaka ny pejy 👌

👉 DOV’S EVENT – Manao hetsika…manandratra kanto ❤️

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DOV’S EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category