27/10/2025
Hira Gasy goavana niarahana tamin’ireo mpanakanto malaza RAVELOSON Jean-Bas sy RASAMOELISON ADOHAVARY, ny 26 Oktobra 2025, dia lasa dihy sy tononkira nitondra fitiavana, fahendrena ary firaisankina. ❤️
Tao anaty hatsikana sy hira, hita indray ny maha-Malagasy — zavakanto mampifandray, manabe. 🌿🇲🇬
🙏 Misaotra an’ireo rehetra niara-nanatrika sy nandray anjara tamin’ity hetsika nahafinaritra ity.
Lalaina Razafimanjary Taho Reflect Taho Humanity