Antananarivo Miala Voly

Antananarivo Miala Voly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antananarivo Miala Voly, Event Planner, Antananarivo.

21/07/2026

ALERTE 🚨

ZOMA MAHAFINARITRA🫶🫶
21/07/2026

ZOMA MAHAFINARITRA🫶🫶

🍻𝐌𝐚𝐧𝐚𝐥𝐚𝐳𝐲 𝐕𝐢𝐭𝐚 𝐁𝐚𝐜 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢 𝐎𝐥𝐨𝐦𝐛𝐞𝐥𝐨 𝐑𝐢𝐜𝐤𝐲🍻
35 taona niarahana, 35 taona feno fahatsiarovana

Miomàna hirevirevy THB sy hivazovazo ireo hira tsy lefy laza nankafizintsika hatramin'izay !

📍 Zoma 24 Jolay 2026
📍 Antsahamanitra

Antsoy eto ilay namana hiaraka aminao, fotoana izao hamoronana fahatsiarovana vaovao! 🎤

15/05/2026

L'ŒUVRE DE TOUTE UNE VIE ✨
Titre : Matahotra aho sao Tsia
A/C : Rija Ramanantoanina
Arrangements : Tsanta RANDRIAMIHAJASOA.
🔥 Bandy Baraka Big Band
🎻 Quatuor & Squad
Real : Focus Entertainment Off

Mialohan'ny @ 31 Mai, indro ary fanomezana ho anareo 🔥
Santionan'ny Zavatra hitranga eny @ CCI IVATO .
Ankafizo ary.

📅 31 MAI 2026
📍 Amphithéâtre CCI IVATO / 3 Ora tolakandro

🎟️ Tapakila :
➡️ Ao @ www.ketrika.com
➡️ Ary mivantana AU QG Ankorondrano (ZONE ZITAL)
9h - 20h
Info : 0381262391 / 0344810068

✨ L’ŒUVRE DE TOUTE UNE VIE ✨🔥 AMPOKA HANKANTOANA ! 🔥Rija RamanantoaninaFotoana iray manan-tantara eo @ fiainana ara-mozi...
15/05/2026

✨ L’ŒUVRE DE TOUTE UNE VIE ✨
🔥 AMPOKA HANKANTOANA ! 🔥
Rija Ramanantoanina
Fotoana iray manan-tantara eo @ fiainana ara-mozika an'Rija Ramanantoaninana sy eo amin’ny tontolon’ny mozika Malagasy ity fotoana ity.
Aza tara fa voafetra ny toerana!
📅 31 MAI 2026
📍 Amphithéâtre CCI IVATO / 3Ora tolakandro
Zava-kanto izay tsy fahita eto MADAGADSIKARA no homanin'izy ireo.
🎷 Miaraka aminy:
🔥Bandy Baraka Big Band
🎻Quatuor & Squad
🎼 Ary ireo mpitendry matihanina niaraka Rija Ramanantoanina hatrizay .
🎟️ Tapakila :
➡️ Ao @ www.ketrika.com
➡️ Ary mivantana AU QG Ankorondrano
9h - 20h
💎 PRESTIGE : 120.000 Ar
💎 VIP : 90.000 Ar
💎 GOLD : 60.000 Ar
Infoline : 0381262391 / 0344810068

Sary tamin’ny 1992.Tantaran’ny fikarakarana ny kasety “Jamba”.Raha horesahina, dia tena lava loatra ny tantara, saingy f...
06/05/2026

Sary tamin’ny 1992.
Tantaran’ny fikarakarana ny kasety “Jamba”.
Raha horesahina, dia tena lava loatra ny tantara, saingy fotoana nahafinaritra tokoa izy io, fotoana nikarohana lalina ny hoe ahoana no hanaovana an'ilay mozika.
Ho resahintsika amin’ny antsipiriany kokoa amin’ny fotoana mety ny momba iza, fa aza miala lavitra!!
Rahampitso hisy vaovao efa ela niandrasanareo azy.

Fantatrareo ve hoe iza avy izahay amin’io sary io?

31 MAI , Amphithéâtre CCI IVATO.

25/04/2026

Ry namana. Fotoana efa niandrasantsika rehetra izao, ho feno mozika sy fitiavana ary seho izay tsy ho adinoina. Miomana! 31 MAI , Amphithéâtre CCI IVATO.

20/04/2026

Tonga amin’ilay fotoana hoe ampy sy ampoka aho izao eo amin’ny sehatra mozika. Fotoana iray tsy azo hafenina intsony, ka tiako zaraina aminareo. Miomana aho hizara izay ao anatiko, ary hanasa anareo hiara-hisitraka izany.

Mbola misy tsetsatsetsa tsy aritra kely koa anefa… fantatrareo ve fa “Hay ve kanisy” no hira noforoniko voalohany?

𝑃𝑟é𝑝𝑎𝑟𝑒𝑧‑𝑣𝑜𝑢𝑠.
14/04/2026

𝑃𝑟é𝑝𝑎𝑟𝑒𝑧‑𝑣𝑜𝑢𝑠.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261381262391

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antananarivo Miala Voly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category