RN event

RN event L'art. On ne le vend pas. On le vit. Et On vous le fait vivre 😉

❤️ Vita soa aman-tsara ny GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW 🔥 Nahafinatitra loatra ny hafaliana sy ny fifanehoana firahalahian...
06/07/2026

❤️ Vita soa aman-tsara ny GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW 🔥
Nahafinatitra loatra ny hafaliana sy ny fifanehoana firahalahiana sy Firaisan-kina hatr@voalohany hatr@faran'ny fikarakarana ka nahatontosana iny seho goavana iny 🙏✨

Mbola mamerina ny fiarahabana ny Garage Mozika noho ny tsingerintaonany, ka nahatonga ny fikarakarana miaraka sy RN event iny iny. Mirary soa hatrany, mitomboa fahombiazana Ary hitohy hatrany anie ny fiaraha-miasa ✨

Misaotra antsika rehetra izay tonga nanotrona sy nanohana iny hetsika iray manan-tantara iny 🙏

⭐Mankasitraka indrindra ny tarika Mage 4 - Iraimbilanja Ary Rheg The Gang.
Lija Rabefarihy - Rolf - Banane - Andry Ramamonjisoa

⭐ Ireo mpiara-miombon'antoka sy ireo mpanohana:
Stade Barea Mahamasina
(Sono et lumières)
Poum Razafindrabe (Tech Son)
AIS Print
Best Pro



As ROCK SHOW
Rakotondravelo - Luminis captura(Photographe RN event)


ADY Fototra


Akaikin'ny Mpanakanto
Tsilavina.R Director
Francky Do-Van
Dreamin
Real TV Madagasikara
Malagasy TV
Kolo TV
TV plus
Crédible

Police Nationale
Préfecture Antananarivo
Commune Urbaine Antananarivo

Sy Ianareo rehetra nanoro hevitra, nanampy sy nanara-dia anay teny foana 🙏

⭐Ary indrindra ianareo Mpijery izay nahatonga ny GARAGE ULTIMATE SHOW tsy ho hay hadinoina.
Ny communauté Rock and Metal rehetra teto sy ireo Tonga manokana avy any Bira sy faritra hafa ❤️
Ianareo rehetra tsy ankanavaka mihitsy e ❤️
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

Tsy mozika fotsiny no nifampizarana, fa indrindra firaisankina, fifanajana ary fitiavana tamin'iny Édition voalohany iny ✨

Mandrapihaona indray e 🤘❤️

05/07/2026
05/07/2026

Barea Mahamasina miaraka amin'ny Iraimbilanja

🚨🚨 AIZA DAHOLO NAREO EEEE 🚨🚨🔥 GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW  🔥 👉 Ato @ Stade Barea Mahamasina ⚠️Zao dia Zao ⚠️P2: Entrée R...
05/07/2026

🚨🚨 AIZA DAHOLO NAREO EEEE 🚨🚨

🔥 GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW 🔥
👉 Ato @ Stade Barea Mahamasina
⚠️Zao dia Zao ⚠️

P2: Entrée RESA - VIP - TICKET PLACE
P1: Entrée STANDARD (Billets physiques)

Efa Zao ny ato an, efa Kely sisa dia hanomboka 🔥



📸 Rakotondravelo - Luminis captura

🚨🚨 Jour J 🚨🚨🔥Androany Ilay daty malaza🔥🔥Androany no hametraka tantara isika 🔥🔥Androany Ilay hiaraka hitambatra, hamorona...
05/07/2026

🚨🚨 Jour J 🚨🚨

🔥Androany Ilay daty malaza🔥
🔥Androany no hametraka tantara isika 🔥
🔥Androany Ilay hiaraka hitambatra, hamorona fahatsiarovana sy hifampizara Mozika 🔥

Androany 5 JUILLET 2026 ny GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW 🔥🔥🔥

Efa miandry anao ny tarika Mage 4 - Iraimbilanja - Rheg 🤘🤘

👉 no mivoha ny vavahady
👉@2 ora sy sasany no manomboka ny fampisehoana

⭐Mbola misy tapakila ety 1

Entrée Standard : P1
Entrée Résa - VIP - Ticket place : P2

Raikitra ty Ary e 🤘🔥🔥


04/07/2026

Balance 🤘
Mage 4

GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW🔥🔥🔥

⚠️ Demain 5 JUILLET 2026 - 14H30
STADE BAREA MAHAMASINA PARVIS 1


🚨🚨 J-1 🚨🚨 🔥🔥🔥Efa vonona be zalahy, efa raikitra be ny balance ato fa hanome zavatra milay be ny tarika Mage 4 - Iraimbil...
04/07/2026

🚨🚨 J-1 🚨🚨

🔥🔥🔥Efa vonona be zalahy, efa raikitra be ny balance ato fa hanome zavatra milay be ny tarika Mage 4 - Iraimbilanja - Rheg 🔥🔥🔥

🚨 Fandaminana Kely mahakasika ny GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW rahampitso 5 JUILLET 2026 sy sasany 🔥

⚠️ BILLETS : @9 ora maraina eo Parvis 1 dia efa azonao jifaina
⚠️ @12 ora no mivoha ny vavahady
👉 Parvis 1 (P1) : Billets SIMPLES
👉 Parvis 2 (P2) : Billets RESA - VIP - TICKET PLACE
⚠️ Aza misahirana mitondra sakafo sy boissons intsony fa efa misy ato anatiny. Amin'ny vidiny mirary, zakan'ny rehetra fa aza matahotra 😉

❌No Mégots - No Can❌ : Miaraka miady Fototra isika 🔥

🇲🇬 Madagasikara MAHATEHONINA no tanjona ka na mijery Rock aza dia manaja ny No Megot sy No Can.....izany hoe ny canettes sy mégots ariana amin'ny toerana sahaza azy fa tsy atsipitsipy eran'ny kianja fotsiny 🙏

🤘Ndao isika mpijery rehetra an'ireto tarika milay be ireto hiaraka hametraka Fahatsiarovana sy tantara milay be 🤘




🚨🚨 J-1 🚨🚨🔥🔥 GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW 🔥🔥                    Mage 4 Iraimbilanja Rheg 📌5 JUILLET 2026 ⏰ 14H30📍STADE BAR...
04/07/2026

🚨🚨 J-1 🚨🚨

🔥🔥 GARAGE MOZIKA ULTIMATE SHOW 🔥🔥
Mage 4 Iraimbilanja Rheg

📌5 JUILLET 2026
⏰ 14H30
📍STADE BAREA MAHAMASINA PARVIS 1

Iza no mbola tsy nahazo billet ?
👉Eny Music Analakely sy Ticket place mbola misy fa aza tara!!

💵SIMPLE 10K
💷RESA 25K
💴VIP 50K ⚠️ efa tena vitsy Kely sisa⚠️

👌Hisy fivarotana billet ihany koa eny an-toerana rahampitso manomboka 👉 maraina👈

🔥 NDAO HIARAKA HAMETRAKA TANTARA 🔥
🔥 MOZIKA NO HIFAMPIZARANTSIKA 🔥







Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RN event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category