Traces Events

Traces Events 🤍"Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, raha azon'ny tananao atao ihany🕊️
😁 Tongasoa eto amin'ny pejy Mi'Zara Tsiky.

Pejy iray hifampizarantsika ny mahasoa sy ny mahafinaritra.

💡🛞Quelques idées avec des pneus🇲🇬 Anatin'ny vanimpotoanan'ny fialantsasatra moa isika izao 👪, vory daholo ny mpianakavy....
27/07/2023

💡🛞Quelques idées avec des pneus

🇲🇬 Anatin'ny vanimpotoanan'ny fialantsasatra moa isika izao 👪, vory daholo ny mpianakavy... ity misy asa famoronana mahafinaritra afaka atao any an-trano any, zavatra vita amin'ny kodiarana izy ity araka izao ahitantsika azy amin'ny sary izao, santionany fotsiny ihany ireto zaraina eto ireto an mba angalana inspiration fa marobe ny zavatra afaka atao aminy... ☺️
Eto zao an dia:
-Cadre miroir
-Étagère kely
-pot de fleur
-Chaise
-Bancs de jardin
-table basse

Manamboara finaritra daholo ary ô 😊

📸 : Pint


©️ Juillet 2023

Salama daholo indray ô 👋Elaela tsy nitafa teto amin'ny pejy isika fa androany kosa dia hiverina hizara zavatra mahafinar...
27/07/2023

Salama daholo indray ô 👋

Elaela tsy nitafa teto amin'ny pejy isika fa androany kosa dia hiverina hizara zavatra mahafinaritra ho anareo eto indray izahay 😊
Aza miala ary an 😉
Soava daholo ny Alakamisy 🌞


©️ Juillet 2023

📸 Saviez-vous ? pourquoi nous prenons des photos ? 💁 Bien sûr, nous voulons rendre persistant un souvenir, garder une TR...
17/04/2023

📸 Saviez-vous ? pourquoi nous prenons des photos ?
💁 Bien sûr, nous voulons rendre persistant un souvenir, garder une TRACE d’un moment vécu..
💁 Aussi, ça nous aide à saisir des occasions mémorables, capturer des événements importants..
-------------
📸 Fa nahoana tokoa ary isika no tokony na tsimaintsy maka sary e ?
💁 Satria isika te hanana fahatsiarovana mitoetra ny tranga iray niainantsika teo amin'ny fiainana...

Lasa singa iray tsy afa-misaraka amin'ny tontolo-tsika ny fangalana sary... ☺️
👉Fantaro ary fa anisany tolotra iray ZARAina aminareo eto ny mahakasika izany


©️ Avril 2023

🥳Le fait de "dérouler le tapis rouge" devant quelqu’un signifie qu’il reçoit tous les honneurs et que l’importance qui l...
08/04/2023

🥳Le fait de "dérouler le tapis rouge" devant quelqu’un signifie qu’il reçoit tous les honneurs et que l’importance qui lui est accordée est très grande.👑

Zay anie ilay izy e !!! 😉

😊
©️ Avril 2023

🪴Des recherches ont démontré que les fleurs ont le pouvoir d’activer nos émotions positives...💐💐💐  😊© Mars 2023
21/03/2023

🪴Des recherches ont démontré que les fleurs ont le pouvoir d’activer nos émotions positives...💐💐💐

😊
© Mars 2023

💒 Par la cérémonie du mariage, on franchit une étape importante; l'union de deux existences en une seule 👩‍❤️‍👨 💞 C'est ...
20/03/2023

💒 Par la cérémonie du mariage, on franchit une étape importante; l'union de deux existences en une seule 👩‍❤️‍👨

💞 C'est en harmonie avec la volonté de Dieu qu'un homme et une femme s'associent pour accomplir son œuvre... 🤵👰
E.G.W

💌 Unissez-vous et restez unis 👩‍❤️‍👨
😊
© Mars 2023

15/02/2023

💡 A la recherche des bons deal ou TRACE pour organiser vos événements ??? 🧏‍♀️Vous êtes sur la bonne page.
💁‍♀️Notre page est conçue pour vous aider et vous mettre en contact avec les prestataires de service dont vous aurez besoin ; mariage, fiançailles, baptême, anniversaire ...
Simple et ajustable selon vos requêtes et ou budget.
Restez chez vous et planifiez vos Events !!! ✍️
🙏
---------------
💡Etsy anie e, hikarakara fety ve ianao? 🧏Aza dia misahirana intsony fa izany indrindra no antom-pisian'ny pejy,💁hanampy anao ary hanoro anao ireo TRACE mifanaraka amin'ny lanonana karakarainao...
👉Fanamorana fiainana tsy misy ohatr'ity!✍️

🙏
# 😊

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Traces Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category