Diapason By-Pass

Diapason By-Pass Restaurant, Live music, Open scene, Karaoke, Salle de fêtes et de conférences

🎶 Ity ndray lay tianareo iny e! 😎Fête de la musique @ 21 jona 2025. Hisy indray ny Open Scene, Grillade, Snacks...Bref, ...
12/06/2025

🎶 Ity ndray lay tianareo iny e! 😎
Fête de la musique @ 21 jona 2025. Hisy indray ny Open Scene, Grillade, Snacks...
Bref, foara anaty feo sy hanitra barbecue @ io andro io 🎤🍢

Ento ny namana, ny sakaiza, ny ex raha mbola mifampiresaka 🤭
Diapason By-Pass miandry anareo hitafa sy hifety 🎉
Any mihaona ary eh!

Mankasitraka indrindra ny rehetra izay tonga nihara nanalazy taminay🙏! Faly izahay nahita ny tsiky sy ny hafalianareo🎉 A...
10/06/2025

Mankasitraka indrindra ny rehetra izay tonga nihara nanalazy taminay🙏! Faly izahay nahita ny tsiky sy ny hafalianareo🎉 Aza adino ny manaraka tsy tapaka ny pejin'ny Diapason By-Pass. 😊

Ndao hiara-hanalazy androany sady vendredi magnifique be annn🎉🎉 Misy : ❌Revy mozika: open mic, open scène ho an'izay te ...
06/06/2025

Ndao hiara-hanalazy androany sady vendredi magnifique be annn🎉🎉 Misy :
❌Revy mozika: open mic, open scène ho an'izay te hitendritendry 😁
❌Revy rano sy sakafo: Hisy brochette sy kitonotono sy tsakitsaky hafa ao ho an'izay tia mitsako sy misotro👌

🕒 À partir an'ny aprèm
📌Toerana: by-pass arrêt voninkazo lalan'ny 192 sy E fasika.

Tongava maro ry zareo mba mifanotrona sady manala vendredi magnifique Kely👊🔥

Contact: 0385272095

Izahay ato amin'ny Diapason By-Pass dia afaka mandray mariage🎊, anniversaire🎉, conférence 🎤 isan-karazany.❌Afaka hofaina...
01/06/2025

Izahay ato amin'ny Diapason By-Pass dia afaka mandray mariage🎊, anniversaire🎉, conférence 🎤 isan-karazany.

❌Afaka hofaina manokana koa ny salle ho an'izay hikarakara fety na formation.

Aza misalasala mandefa hafatra miafina. 😊

Mamerina hatrany ny fisaorana sy fankasitrahana antsika rehetra nanotrona tamin'ny fanokafana tamin'ny Alahady teo! 😊Mis...
28/05/2025

Mamerina hatrany ny fisaorana sy fankasitrahana antsika rehetra nanotrona tamin'ny fanokafana tamin'ny Alahady teo! 😊Misaotra ny mpanakanto sy ny mpiara-miasa ihany koa! 😊

Moara Ink - Tattoo Studio
Book News Madagascar - Agence digitale et Blog d'informations
Ci.minou.tic, Filmmaker et Photographe

Ao ary mijerijery sary ooooooo!

Vita soa aman-tsara ny ouverture Diapason By-Pass🎤🤘 izay no tontosaina tamin'ny alahady lasa teo,✅  isaorana ireo mpanak...
27/05/2025

Vita soa aman-tsara ny ouverture Diapason By-Pass🎤🤘 izay no tontosaina tamin'ny alahady lasa teo,✅ isaorana ireo mpanakanto sy mpankafy zay tonga teny an-toerana 🎸 ,
Isaorana ihany koa ny mpiara-miasa rehetra.
Ireto ary misy sary📸fanehoana ny seho zay nataon'ireo artiste sy ireo mpankafy tonga nanatrika!🤘

Moara Ink - Tattoo Studio
Book News Madagascar - Agence digitale et Blog d'informations
Ci.minou.tic, Filmmaker et Photographe

J-1!🔥🔥🔥Efa vonombonona efa mangotrangotraka aaaa!!!!!🔥🤘Essai technique tsika izao. Ho avy ato daholo:- APOST- EGRAYGORE-...
24/05/2025

J-1!🔥🔥🔥Efa vonombonona efa mangotrangotraka aaaa!!!!!🔥🤘Essai technique tsika izao. Ho avy ato daholo:
- APOST
- EGRAYGORE
- MARTZ
- INFINITE DREAMS
- RAOKANDRO
sns...

Rahampitso ary ooooooooo! 😊🤘

24/05/2025

Salama daholo oooooo!🤘J-1 isika izao!!!! Inona no tena andrasanareo ho an'ny rahampitso? 😊

Kez kez daholo tsika jiaby🤝 Efa J-3 tsika zao ahh! Aza tara mividy nitapakila fa efa raikitra ato ny entraînement be mia...
23/05/2025

Kez kez daholo tsika jiaby🤝 Efa J-3 tsika zao ahh! Aza tara mividy nitapakila fa efa raikitra ato ny entraînement be miaraka amin'ny équipe Diapason, dia manantena anareo mba ho tonga maro izahay, tongava fa ts hanenenanao io fotoana mamy izay ifampizaratsika amin'io. 😊

Hisy "stand tatouage" mandritra ny "Ouverture officielle"-antsika amin'ny Alahady izao an! 😊-25% ny tatoo amin'io aaaaaa...
23/05/2025

Hisy "stand tatouage" mandritra ny "Ouverture officielle"-antsika amin'ny Alahady izao an! 😊-25% ny tatoo amin'io aaaaaan! Mankasitraka an'i Moara Ink - Tattoo Studio amin'ny fiaraha-miasa.

Manomboka amin'ny 3 ora ny fotoanantsika! 😊

Allô allô🔊 Efa raikitra ato ny fikarakarana fa ianareo sisa no andrasana amin'ny Alahady 25 mai eny amin'ny Diapason By-...
22/05/2025

Allô allô🔊 Efa raikitra ato ny fikarakarana fa ianareo sisa no andrasana amin'ny Alahady 25 mai eny amin'ny Diapason By-Pass 😜

Isaorana manokana ny Best Pro izay mpiara-miasa akaiky amin'ity fanokafana ity. 😊

Aza adino ny mitondra ny PAF tsika 10K izay efa natao mirary tokoa raha ny zavatra hisy eny an-toerana ✨

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diapason By-Pass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share