Madagascar Truck Event

Madagascar Truck Event Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madagascar Truck Event, Event Planner, Antananarivo.

🚨🚛🚨Ito ndray ary ny champion moins de 500CH (-500) atsika 🏆🥇🔥🇲🇬Camion MERCEDES AXOR 1840 TRANS JOHNNY T@ FESTIVAL DES CA...
23/05/2026

🚨🚛🚨
Ito ndray ary ny champion moins de 500CH (-500) atsika
🏆🥇🔥🇲🇬
Camion MERCEDES
AXOR 1840
TRANS JOHNNY
T@ FESTIVAL DES CAMIOMadagascar Truck Eventck Eventck Event

23/05/2026
Ny zavatra mba niriako atramin'izay dia ny mba hisy fety ben'ny camionneurs rehetra, eto Madagascar, tateraka iany,Faly ...
23/05/2026

Ny zavatra mba niriako atramin'izay dia ny mba hisy fety ben'ny camionneurs rehetra, eto Madagascar, tateraka iany,Faly tena Faly Zäh, misaotra ny mpanohana rehetra dia misaotra A/tra lehibe Ary ny equipe Madagasicar truck Envent nanampy ahy nahafahana nanatontosa ny festival, isaorana koa ny Associations rehetra, nanaiky hiahy ny festival,ATC/GTRM/APTR/APTH/UTCC/FMMV/CSPM/ MSC/IREO NAMANA TRANS HAFA , n'y aviany @ faritra Diego/Fenarantsoa/ Tamatave / betroka Tsironomadidy Majunga / Manakara/ isikaTANA/ ANTSIRABE/FSAM/ DISTRICT/ CUA/ BASE 2013/izay aloha no Tonga nanantona ahy fa Raha misy tsy votoniko dia azafady e! Samia ho ela velona daholo e e@ etsika manaraka indray , vive les camionneurs . NB.Merci bé mihintsy koa yandy by pass @ resaka fivoriana sns....?

🚨Allo Allo !!🚨Atolotra atsika eto ndray ary ny Super Champion atsika 🥇🏆Festival des camionneurs SCANIA V8 R500 Tojo Expr...
23/05/2026

🚨Allo Allo !!🚨
Atolotra atsika eto ndray ary ny Super Champion atsika 🥇🏆
Festival des camionneurs
SCANIA V8 R500
Tojo Express édition
Tojo Iambinintsoa Ramanoarison
Madagascar TruckEvent
Launch Control MG

23/05/2026
Un de nos fidèles sponsors ✨ Un grand remerciement pour CPL Centre Poids Lourds 🇲🇬 Pour tous ceux qui veulent découvrir ...
23/05/2026

Un de nos fidèles sponsors ✨
Un grand remerciement pour CPL Centre Poids Lourds 🇲🇬
Pour tous ceux qui veulent découvrir leur produit, n'hésitez pas à les demander sur leur page 💥


Centre Poids Lourds

Salama ooo! ito indray misy MERCEDES ACTROS 1844ita teny @ festival des camionneurs Base213 ARIVONIMAMO Aza misalasala m...
22/05/2026

Salama ooo!
ito indray misy MERCEDES ACTROS 1844
ita teny @ festival des camionneurs
Base213 ARIVONIMAMO
Aza misalasala mandefa ny sary camion Izay nanatrika🔥🔥

Vita izay n'y festival zalah a mila mandeha @ izay miasa mitady vola fa ny mahasoa aloha vao n'y mafinaritra , misaotra ...
22/05/2026

Vita izay n'y festival zalah a mila mandeha @ izay miasa mitady vola fa ny mahasoa aloha vao n'y mafinaritra , misaotra t@ fiarahana fa nafinaritra e! faly daholo ny transporteurs sy ny fianakaviany misaotra misaotra tena misaotra zalah Milay elisany e e! (STAFF Madagascar truck Envent) Pdt merci bcp

Amonjy festival hono Zala fa tsy nahatratra e ! @ 2027 hono tonga 3 jour mialoha e hihihi Milay e
22/05/2026

Amonjy festival hono Zala fa tsy nahatratra e ! @ 2027 hono tonga 3 jour mialoha e hihihi Milay e

Eto ndray ary tsika mahita ny atao weVOLVO FH16 750 MAC EXPRESS Stef Mc TONGA teny @ festival des camionneurs ihany ko i...
21/05/2026

Eto ndray ary tsika mahita ny atao we
VOLVO FH16 750
MAC EXPRESS Stef Mc
TONGA teny @ festival des camionneurs ihany ko izy i!
Le plus gros chevaux actuel à MADA

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Truck Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category