Sun Event's

Sun Event's Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sun Event's, Event Planner, Antananarivo.

L'ambiance nous appartient 🕺🏼🎶
Cabarets , soirées privées , pro ou festives , ...

Ouverte à toutes propositions, collaboration ou partenariats ☺️.N'hésitez pas à nous contacter via
📧[email protected]

J-1  CABARET Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum🎤🎶Aza adino ny fotoanan-tsika !! 📅 Vendredi 07 Août 2026 manomboka  alin...
06/08/2026

J-1 CABARET Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum🎤🎶
Aza adino ny fotoanan-tsika !!
📅 Vendredi 07 Août 2026 manomboka alina.
📍Le pavé Antaninarenina

Ny tapakila dia afaka jifainao eny an-toerana amin’io fotoana io na ihany koa 📲 via Mvola: 038 57 482 20 dien’izao ary misy ihany koa ao amin‘ny Fabio Shop & Beauty Room, enceinte Horizon Itaosy box Fabio en face score.

🍻 Boisson & snacks sur place 🍽️
Le Quartet By Pass

05/08/2026

🍽️ Le Quartet ByPass no hanampy tsiro ny cabaret!
Mandritra ny seho, ankafizo ny sakafo sy zava-pisotro voakarakara manokana ho anareo avy ato amin'ny Le Quartet By Pass .

Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum, vendredi 7 août dès 20h, au Pavé Antaninarenina. 🎤🔥

PAF : 40 000 Ar
Vente : Fabio Shop & Beauty Room (enceinte Horizon Itaosy, box Fabio en face score) ou sur place
Infoline : 038 57 482 20 // 034 11 085 78

CABARET Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum🎤🎶📅 Vendredi 07 Août 2026📍Le pavé Antaninarenina 🕗 20H 🎟️ Vente des billets s...
30/07/2026

CABARET Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum🎤🎶
📅 Vendredi 07 Août 2026
📍Le pavé Antaninarenina
🕗 20H

🎟️ Vente des billets sur places
Point de vente : Fabio Shop & Beauty Room, enceinte Horizon Itaosy box Fabio en face score.

Fandrio dieny izao ny toerana ary sao tara
📲Réservation via Mvola: 038 57 482 20

🍻 Boisson & snacks sur place 🍽️

Noho ny didim-panjakana izay nivoaka omaly dia andro fisaonana rahampitso 24 Juillet 2026.Ka noho izany dia hahemotra ny...
23/07/2026

Noho ny didim-panjakana izay nivoaka omaly dia andro fisaonana rahampitso 24 Juillet 2026.
Ka noho izany dia hahemotra ny 07 Août 2026 ny cabaret hiarahana amin’ny Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum

J-3  CABARET Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum🎤🎶📅 Vendredi 24 Juillet 2026 manomboka  alina. 📍Le pavé Antaninarenina M...
21/07/2026

J-3 CABARET Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum🎤🎶
📅 Vendredi 24 Juillet 2026 manomboka alina.
📍Le pavé Antaninarenina

Mbola afaka manjifa tapakila ao amin‘ny
Fabio Shop & Beauty Room, enceinte Horizon Itaosy box Fabio en face score.
📲Réservation via Mvola: 038 57 482 20

🍻 Boisson & snacks sur place 🍽️

Valin’ny lalao pronostic Arabaina i Stephaniah Ainah nahazo billet iray ho an’ny cabaret Revy Lolo Sy ny Tariny & Fara G...
20/07/2026

Valin’ny lalao pronostic
Arabaina i Stephaniah Ainah nahazo billet iray ho an’ny cabaret Revy Lolo Sy ny Tariny & Fara Gloum
Izy irery ihany no naha marina sy nanaraka ny fepetra rehetra😊

JEU PRONOSTIC – FINALE COUPE DU MONDE ⚽Pronostiquez le score exact de la finale Espagne 🇪🇸 vs Argentine 🇦🇷 et tentez vot...
19/07/2026

JEU PRONOSTIC – FINALE COUPE DU MONDE ⚽

Pronostiquez le score exact de la finale Espagne 🇪🇸 vs Argentine 🇦🇷 et tentez votre chance !

Pour participer :

✅ Aimez la publication
✅ Suivez la page SUN EVENT’S
✅ Commentez votre pronostic
✅ Identifiez 3 amis
✅ Partagez la publication en mode public

🎁 À gagner : 2 gagnants seront tirés au sort. Chacun remportera 1 billet pour le cabaret Revy Lolo sy ny Tariny & Fara Gloum.

⏰ Fin des participations : aujourd’hui à 22h00

CABARET Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum🎤🎶📅 Vendredi 24 Juillet 2026📍Le pavé Antaninarenina 🕗 20H Fandrio dieny izao ...
04/07/2026

CABARET Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum🎤🎶
📅 Vendredi 24 Juillet 2026
📍Le pavé Antaninarenina
🕗 20H

Fandrio dieny izao ny toerana ary sao tara😊
Point de vente: Fabio Shop & Beauty Room, enceinte Horizon Itaosy box Fabio en face score.
📲Réservation via Mvola: 038 57 482 20

🍻 Boisson & snacks sur place 🍽️

Arabaina ny vahoaka Malagasy rehetra nahatratra ny faha 66 taonan'ny Fahaleovantena 🇲🇬Tratra ny Asaramanitra daholo oo✨M...
26/06/2026

Arabaina ny vahoaka Malagasy rehetra nahatratra ny faha 66 taonan'ny Fahaleovantena 🇲🇬
Tratra ny Asaramanitra daholo oo✨
Mirary fety Sambatra ho antsika rehetra

Mirary fetin'ny P***a feno fahasoavana sy fitahiana ho antsika rehetra🙏Manaova fety sambatra daholo ✨
05/04/2026

Mirary fetin'ny P***a feno fahasoavana sy fitahiana ho antsika rehetra🙏
Manaova fety sambatra daholo ✨

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00
Sunday 09:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sun Event's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category