Mamirats' Event

Mamirats' Event Nous créons l'événement,vous en faites l'expérience

🔥🔥1er Mai Bomba be Amparafaravola 🔥👉Kianja Antsahavola Amparafaravola rdv
24/04/2026

🔥🔥1er Mai Bomba be Amparafaravola 🔥
👉Kianja Antsahavola Amparafaravola rdv

Ambiance bomba be🔥🔥🔥👉1er Mai Ekar Victoire RASOAMANARIVO RdvMafana izy ty e🔥🔥
20/04/2026

Ambiance bomba be🔥🔥🔥
👉1er Mai Ekar Victoire RASOAMANARIVO Rdv
Mafana izy ty e🔥🔥

06/04/2026

🔥🔥🔥EFA COMMENCE RAHA TY E🔥
MBOLA TSY TARA ANAO
ATO @ EKAR VICTOIRE RASOAMANARIVO RDV E

EFA PARÉ ATO @ EKAR VICTOIRE RASOAMANARIVO AN🔥🔥EFA ETO DAHOLO ARTISTE TSIKA AN!@10 MIVOHA VAVAHADY
06/04/2026

EFA PARÉ ATO @ EKAR VICTOIRE RASOAMANARIVO AN🔥🔥
EFA ETO DAHOLO ARTISTE TSIKA AN!
@10 MIVOHA VAVAHADY

04/04/2026
04/04/2026

Ato rdv tsika Lundi de Pâques
👉Ekar Victoire RASOAMANARIVO

30/03/2026

🔥🔥 LUNDI DE PÂQUE MAFANA SY MIAVAKA ETO AMBATONDRAZAKA 🔥
Miaraka @ artiste 4 mafy be isika
✨ Njakatiana,Marion,Mopcaan, Black Nadia
👉Rdv EKAR VICTOIRE RASOAMANARIVO

29/03/2026

Misaotra betsaka anareo rehetra:
-Tanjona Randrianarivelo sy Melky ary Dj Jhay
-Sponsors officiel : YAS , AIR Connector USA
-Partenaire Média rehetra: akon'alaotra , barawa fm, Pionnier radio.
-Equipe Mamirats'Company SARL
-ary ny tena hankasitrahana feno dia ianareo Tonga maro nanotrona sy nanohana🙏🏽🙏🏽🙏🏽mankasitraka tompoko 🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽

27/03/2026

🔥🔥🔥Jour J: GRAND CABARET TANJONA RANDRIANARIVELO &MELKY 🔥✨
👉ESPACE ZARY ANTANAMANDROSO AMBATONDRAZAKA MANOMBOKA @ 8 ORA ALINA
👉BILLET RESA VIP COUPLE: 40 000AR
👉 BILLET INVITATION COUPLE : 30 000AR
👉BILLET SIMPLE: 10 000AR Jifaina eny antoerana
VONJIVONJEO MALAKY Atsoy ny 0349740177 dia aterina billet nareo androany h@ 4 ora hariva.
IZA MARINA TENA TINAO OZIZY Melky 🥰🥰
Tanjona Randrianarivelo

26/03/2026

J-1 GRAND CABARET TANJONA RANDRIANARIVELO &MELKY 🔥✨
Paré ve e🔥🔥efa rapitso ty revy bé tsika ity
Atsoy malaky 0349740177 hakana billet invitation sy RÉSERVATION VIP.
👉Espace Zary Antanamandroso Ambatondrazaka manomboka @ 8 ora Alina.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamirats' Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share