R-craft

R-craft Crafting and Modeling, Concept creation

Manankarena sy Kanto ny fitafiana nentim-paharazana.
29/05/2025

Manankarena sy Kanto ny fitafiana nentim-paharazana.

Ianareo koa ve tia maka sary cosplay? Tsara aloha ilay izy e. Mipetraka kely eo amin'ny toeran'olona mahafinaritra ery.
12/05/2025

Ianareo koa ve tia maka sary cosplay? Tsara aloha ilay izy e. Mipetraka kely eo amin'ny toeran'olona mahafinaritra ery.

Model & MUA : Finoanna SarobidyNatural Lighting
01/07/2021

Model & MUA : Finoanna Sarobidy
Natural Lighting

Elinah "Tsy voatery mivoaka vao afaka maka sary, mipetrapetraka ao an-trano dia efa mety"πŸ˜ŠπŸ˜ŠπŸ“ΈπŸ“ΈπŸ“·πŸ“·  Model & MUA : Elinah
26/03/2021

Elinah

"Tsy voatery mivoaka vao afaka maka sary, mipetrapetraka ao an-trano dia efa mety"πŸ˜ŠπŸ˜ŠπŸ“ΈπŸ“ΈπŸ“·πŸ“·


Model & MUA : Elinah

Rehefa avy natao ny fanandramana dia hita fa tsaraπŸ˜πŸ’–Misokatra izany ny fangalana sary anaty studio ho an'ireo izay liana...
08/06/2020

Rehefa avy natao ny fanandramana dia hita fa tsaraπŸ˜πŸ’–
Misokatra izany ny fangalana sary anaty studio ho an'ireo izay liana. Aza misalasala.
Modèle : Mirana

-sary

"home shooting"model: ErickaMeme en mode confinement, on peut faire des shootings 😁😁😁
01/06/2020

"home shooting"
model: Ericka
Meme en mode confinement, on peut faire des shootings 😁😁😁

Eto ny tantara no misoratra. Birao kely mikorontana.
06/02/2020

Eto ny tantara no misoratra. Birao kely mikorontana.

Sombiny shooting niarahana tamin'i Tendry Pictures.Modely : Nana CherieHazavana : Tendry Pictures
09/01/2020

Sombiny shooting niarahana tamin'i Tendry Pictures.
Modely : Nana Cherie
Hazavana : Tendry Pictures

Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona na dia tara kely aza 😊😊😊.Miverina ny fizarana sary eto amin'ny pejy.Indro ary ...
05/01/2020

Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona na dia tara kely aza 😊😊😊.
Miverina ny fizarana sary eto amin'ny pejy.
Indro ary hanombohana ny taona shooting "bride portrait"
Modely : Fenitra

#2020

Efa ho herintaona izay tsy nandefa sary teto. Hiverina amin'izay amin'ny 2020. "Maraina Vaovao"
20/12/2019

Efa ho herintaona izay tsy nandefa sary teto. Hiverina amin'izay amin'ny 2020.
"Maraina Vaovao"

"Androy"Partage du DimanchePhoto par  RakotovaoModel : Francia Loyanah
19/08/2018

"Androy"

Partage du Dimanche
Photo par Rakotovao
Model : Francia Loyanah

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 12:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R-craft posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category