Blessing Events

Blessing Events Location de Sonorisation / Organisateur d'événement / Orchestre / Tout pour événements
0343950053☎️

Miarahaba antsika rehetra ee!! Aza adino fa efa mandeha ny asantsika mandritra an'ity 2026 ty aann👏🎶🎧 Efa afaka manao ré...
10/01/2026

Miarahaba antsika rehetra ee!!
Aza adino fa efa mandeha ny asantsika mandritra an'ity 2026 ty aann👏🎶🎧 Efa afaka manao réservation ho an'ity 2026 rehetra ity!!
!! Afaka miara miasa amin'ny événements rehetra!!!
Aza misalasala miditra mp avy hatrany!! Na WhatsApp
(🎶🎧 Ny nanamarika ny faran'ny erinandrontsika!! 👏🎶🎧🥁 Teny Malaza Andoharanofotsy teny)

01/01/2026
01/12/2025

✨ Ao anatin'ny fankalazana ny faha 7 taona ny tarika JAWS BAND ,, Ny Axecom Madagascar dia manolotra anao  :  🎤 *Concour...
28/10/2025

✨ Ao anatin'ny fankalazana ny faha 7 taona ny tarika JAWS BAND ,, Ny Axecom Madagascar dia manolotra anao :
🎤 *Concours Cover Jaws Band – Asehoy ny Talentanao* Na mpihira na musicien ianao ✨
🌟 Solo na groupe (max 4) – vidéo fohy 1 minitra
📅 Fandefasana farany: 15 Novambra 2025 amin’ny WhatsApp +261 34 24 054 41 ary izay mandefa video voalohany no publiena voalohany eto
📍 Finale : 23 Novambra 2025 ao Antsahamanitra,atao mivanta miaraka amin’ny tarika Jaws Band mivantana

💥 Aza adino invité-o ny namanao hanao j’aime ary ipartage ity publication ity mba hahazoana fanohanana betsaka
⚠️ Anti-like sy fomba fanao tsy ara-dalàna dia tsy ekena

Ho anareo namana mila billet kosa dia afaka miditra Mp na WhatsApp 0343950053 na miantso avy hatrany!!! Afaka miverina miresaka amin'iaay koa ireo namana saika hividy tamin'ilay tamin'ny voalohany !! Peace !! 👏👏🥰✨🎶

Ao daholo ve eeee? ?😅Ela2 tsy dia hita tato  Ndaoo asiana' humour Kely arany eee😅😁🎉 FETY CHALLENGE! 🎉oviana Ianao no nam...
14/10/2025

Ao daholo ve eeee? ?😅
Ela2 tsy dia hita tato
Ndaoo asiana' humour Kely arany eee😅😁
🎉 FETY CHALLENGE! 🎉
oviana Ianao no namonjy mariage farany ?😅✨😂
Zarao eto amin’ny commentaire ny sary na fotoana ny fety tianao indrindra (na dia taloha aza 😄)
Peaceee ✨👋🏻

Ny Vodiondry Malagasy✨Ny vodiondry dia iray amin’ireo fomban-drazana lehibe indrindra amin’ny fampakarana vadin’ny Malag...
11/09/2025

Ny Vodiondry Malagasy✨

Ny vodiondry dia iray amin’ireo fomban-drazana lehibe indrindra amin’ny fampakarana vadin’ny Malagasy. Izy io no fotoana anaovana fifampiarahabana sy fifanekena eo amin’ny fianakavian’ny lahy sy ny vavy.
Amin’io lanonana io no entiny manome voninahitra ny ray aman-drenin’ny zazavavy, ho mariky ny fankasitrahana sy fanajana. Tsy vola ihany no entiny, fa indraindray koa dia mety ho vary, zava-pisotro, na zavatra hafa araka ny fomban’ny faritra.
Ankoatra ny fifampiraharahana, dia fotoana iray mampiray fo sy fanahy ny fianakaviana roa tonta, manamarika ny fiandohan’ny fianakaviana vaovao.
---
✨ Raha mikasa hanao lanonana Vodiondry ianao dia aza manahy!
Ato amin’ny [BLESSING EVENTS] Events Planner izahay no mikarakara:
✅ Sonorisation & ambiance
✅ Décoration
✅Fanampiana amin’ny fandaminana rehetra

➡️ Ataovy milamina sy lavorary ny lanonanao, miaraka aminay!
📞 0343950053 / WhatsApp na Inbox raha mila fanazavana.

"Blessing Events" dia manampy anao hanatanteraka hetsika tsy hay hadinoina. Na  mariage, anniversaire, fety ara-pianakav...
10/09/2025

"Blessing Events" dia manampy anao hanatanteraka hetsika tsy hay hadinoina. Na mariage, anniversaire, fety ara-pianakaviana, na corporate event aza, izahay dia manolotra fandaminana matihanina, endrika kanto, sy traikefa miavaka.
🎉 Ataovy ho souvenirs tsy hay hadinoina ny hetsika rehetra, avelao izahay hikarakara azy!"
Eto Izahay hanampy anao hanova ny nofinofy ho lasa réalité:
💍 Mariage
🎂 Anniversaire
🎊 Fety manokana
🏢 Événements professionnels

👉 Aza misalasala àry mifandray aminay raha mila toro-hevitra na fanampiana amin’ny fanomanana événements!"

📞 Contact: 0343950053 [Appel direct/WhatsApp] disponible daholo
📩 [email protected]
Inbox/DM ato amin’ny page

Address

Fenoarivo Alakamisy Atsimbondrano Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 21:00
Tuesday 05:00 - 22:00
Wednesday 05:00 - 20:00
Thursday 05:00 - 20:00
Friday 05:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blessing Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category