Feo Iray - One Voice - Officiel

Feo Iray - One Voice - Officiel Artiste - Musicien - Danseur - DJ - Animateur - Serveur - Sonorisation Pro
034 92 445 53

Manda - Tsanta - Animateur Fetra - Eudi - Mialy - Satry - Todisoa

📌 AKANY OLIVA AMBONIVOHITRASABOTSY 10 Mai 2025🎊MARIAGE🎊✅️Misaotra tamin'ny fahatokisana♻️ ho anao hanomana fety nefa sah...
11/05/2025

📌 AKANY OLIVA AMBONIVOHITRA
SABOTSY 10 Mai 2025

🎊MARIAGE🎊
✅️Misaotra tamin'ny fahatokisana

♻️ ho anao hanomana fety nefa sahirana ara bola

⚠️Aza misalasala miantso amin'ny événement anao rehetra fa ho avy izahay

034 92 445 53- 033 04 661 47

🎊IREO NAHAZO CRÉDIT 🎊Arabaina ianareo tsara vintana nahazo🙏Isaorana ireo rehetra nandray anjara🙏Aza adino ny miantso ana...
08/05/2025

🎊IREO NAHAZO CRÉDIT 🎊
Arabaina ianareo tsara vintana nahazo

🙏Isaorana ireo rehetra nandray anjara🙏

Aza adino ny miantso anay amin'ny événement anao rehetra📌

Téléphone: 034 92 445 53- 033 04 661 47 (WhatsApp)

1- Tïih Ah
2- Ny Haja
3- Miora Harimalala

Midira MP ianareo azafady

📌 FJKM AMPANGABE BETLEHEMA Anio Alahady 04 mai 2025✅️Isaorana ny SLK niantso✅️Isaorana ihanikoa ireo sampana maro tonga ...
04/05/2025

📌 FJKM AMPANGABE BETLEHEMA
Anio Alahady 04 mai 2025

✅️Isaorana ny SLK niantso
✅️Isaorana ihanikoa ireo sampana maro tonga nanatevin-daharana

♻️ Mirary ny soa sy ny tsara ho anareo amin'ny asa fanompoanana

⚠️Aza misalasala miantso amin'ny "événement" anao rehetra fa ho avy izahay

034 92 445 53- 033 04 661 47

📣NDAO HILALAO EH!!📣🔴Lalao hazahoana Crédit : 🎁Carte Airtel 1000Ar (5isa) = 5000Ar🎁Carte Telma 1000Ar (5isa) = 5000Ar🎁Car...
03/05/2025

📣NDAO HILALAO EH!!📣
🔴Lalao hazahoana Crédit :
🎁Carte Airtel 1000Ar (5isa) = 5000Ar
🎁Carte Telma 1000Ar (5isa) = 5000Ar
🎁Carte Orange 1000Ar (5isa) = 5000Ar

🛑Olona Telo no Mahazo azy 🛑

⚠Tsotra ny fandraisana anjara :
🎉Manasa anao is’abonne sy hanao J'aime amin’ny pejy 👍 ( capture alefa ao amin’ny commentaires)
🎉Soraty ao amin'ny Commentaire ny hoe sy ny Carte tianao ho azo (TELMA /AIRTEL/ORANGE)
🎉Inviteo ny namana 03 hi-ABBONEE sy hanao J’aime ny PAGE
🎉Partage-o en Mode Publique sy any anaty Groupe ity Publication ity✔

N.B : 💓Amin'ny Alarobia ho avy izao no ataontsika ny fisarihana ka izay olona TELO (3) mahafeno ny fepetra sy voasarika no mahazo azy♥️
👌Koa aza misalasala ary mandray anjara 🤩🤩

🙏TAFIKA MASINA🙏📌 MERIKANDREFANA SOAVINANDRIANASabotsy 26 syAlahady 27 Aprily 2025✅️Isaorana ny Sekoly alahady niantso✅️I...
01/05/2025

🙏TAFIKA MASINA🙏

📌 MERIKANDREFANA SOAVINANDRIANA
Sabotsy 26 syAlahady 27 Aprily 2025

✅️Isaorana ny Sekoly alahady niantso
✅️Isaorana ny Pasitora sy ny Fiangonana nandray sy tena tonga maro

♻️ Na dia somary Ambony vohitra aza dia hita hoe efa manana an'Andriamanitra ny ankamaroan'ny olona

⚠️Aza misalasala miantso amin'ny "événement" anao rehetra fa ho avy izahay

034 92 445 53- 033 04 661 47

🙏ÉVANGÉLIQUE🙏no natao teto📌 FJKM TSIAFAHY FIHAVAOZANAAlahady 20 Aprily 2025✅️Isaorana ny AFF niantso ✅️Isaorana ny Pasit...
21/04/2025

🙏ÉVANGÉLIQUE🙏
no natao teto

📌 FJKM TSIAFAHY FIHAVAOZANA
Alahady 20 Aprily 2025

✅️Isaorana ny AFF niantso
✅️Isaorana ny Pasitora sy ny Fiangonana nandray sy tena tonga maro

♻️Manantalenta ry zareo Tanora ao amin'ny Fiangonana ary tsapa fa mazoto amin'ny fanompoana

⚠️Aza misalasala miantso amin'ny événement anao rehetra fa ho avy izahay

034 92 445 53- 033 04 661 47

Salon des prestataires d'événements🎊✅️Sabotsy 19 Aprily 2025✅️Fisaorana lehibe no atolotra ho an'i Ma Biche mpikarakara,...
21/04/2025

Salon des prestataires d'événements🎊
✅️Sabotsy 19 Aprily 2025
✅️Fisaorana lehibe no atolotra ho an'i Ma Biche mpikarakara, santatra ireny nefa ita hoe tsara ny organisation sy ny préparation 😊 mirary ny soa be ho anareo🙏

⚠️️ Ho alefanay miandalana eto ny flayers an ireo mpikarakara événement namana hita tena an-toerana teny satria tena ilainao rehefa hikarakara fety ianao

Sary vitsy2

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feo Iray - One Voice - Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share