Soro Mikikitra

Soro Mikikitra πŸŽ™οΈ MPIKABARY LUCAS β€’ MPIKABARY VODIONDRY β€’ KABARY EN FRANΓ‡AIS β€’ MAÎTRE DE CΓ‰RΓ‰MONIE β€’ ANIMATEUR β€’ MIKABARY EN FRANΓ‡AIS β€’ KABARY FAMPIAKARAM-BADY

03/09/2026

❀️FITIA MANDRAMATY NY ANTSIKA ROA ❀️

☘️ 𝐍𝐝𝐚𝐨 π¦π›πš 𝐑𝐒𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐑𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐑𝐑𝐑😍. π’π¨π«πšπ­π² 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 π‚π¨π¦π¦πžπ§π­πšπ’π«πž 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚𝐨 ☘️RAHA IANAO MANOKANA INONA NO METY AMI...
31/08/2026

☘️ 𝐍𝐝𝐚𝐨 π¦π›πš 𝐑𝐒𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐑𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐑𝐑𝐑😍. π’π¨π«πšπ­π² 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 π‚π¨π¦π¦πžπ§π­πšπ’π«πž 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚𝐨 ☘️

RAHA IANAO MANOKANA INONA NO METY AMINAO 😍

1️⃣ Andro iray daholy ny VODIONDRY, SORATRA, MARIAGE.
2️⃣ Andro iray VODIONDRY sy SORATRA dia ny MARIAGE mitokana.
3️⃣ Andro iray ny SORATRA sy MARIAGE dia ny VODIONDRY mitokana.

πŸ…°οΈ Inona amin'ireo no hitanao fa mety dia fa nahoana??

πŸ…±οΈ Ary raha efa nahavita ianao. Inona tamin'ireo no nanaovanao azy?? 😍😍

Ndao ary ehh 😍😍😍😍😍😍

πŸ’Œ MARENA TOKATRANO RY IZY MIVADY πŸ’Œβ€οΈ Ny fitiavana no lehibe indrindra ary raha mifankatia isika dia hiova lanitra vao iz...
29/08/2026

πŸ’Œ MARENA TOKATRANO RY IZY MIVADY πŸ’Œ

❀️ Ny fitiavana no lehibe indrindra ary raha mifankatia isika dia hiova lanitra vao izao fiainana izao dia ho tanteraka ilay hoe : "hisaraka tsy misy kapaina tahaka ny lanitra sy tany isika sy ny tsiny" ❀️

🀝 KABARIM-PIHAVANNA 🀝

ESPACE ANKANY NOCHE DE CHAINE AMBOHIMANGA

πŸ“†29 Aogositra 2026

Mpangataka: Soro Mikikitra
Mpamoka: Patrick ( Filoha lefitrin'ny fikambanana telenohorefy)

πŸ”₯πŸ”₯ VONONA MANDRAKARIVA πŸ”₯πŸ”₯

☎️ 033 31 678 83
☎️ 034 93 089 39

28/08/2026

❀️ CHAQUE AMOUR A SON PROPRE HISTOIRE ❀️

26/08/2026

❀️ HO TSINIKO VE RAHA TOA KA HANAMBARA ❀️

24/08/2026

❀️ ATO AM-POKO ❀️

24/08/2026

Manomboka ny FAHENDRENA rehefa mahay MIARA MIAINA amin'ny NATIORA isika OLOMBELONA

23/08/2026

🎷🎺INDRAY ARIVA IZAY🎷🎺

☘️ Tolakandro teo ho eo amin'ny 02 mahery teo ny kabary no  nanomboka fa dia ny masoandro nody no nampalahelo. Faly mana...
22/08/2026

☘️ Tolakandro teo ho eo amin'ny 02 mahery teo ny kabary no nanomboka fa dia ny masoandro nody no nampalahelo. Faly manatitra ny fiarahabana hoan'i mpivady vao Hery ny aina sy Joycia ☘️

ESPACE GARDEN ANKASINA ITAOSY

πŸ’Œ Tokatrano sambatra hatrany no firarintsoa atolotra hoanareo roa Tompoko πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

🀝 KABARIM-PIHAVANANA HATRANY 🀝

Mpangataka: Rainibemirindra
Mpamoka: Soro Mikikitra

πŸ”₯πŸ”₯VONONA MANDRAKARIVA πŸ”₯πŸ”₯

☎️ 033 31 678 80 (Appel)
☎️ 034 93 089 39 (WhatsApp)


21/08/2026

❀️ AOKORY ABY IANAREO ❀️

πŸ’Œ AbonnΓ©-o ny page Raha hijery ny tohiny ianao.

Address

Iavoloha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soro Mikikitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share