17/04/2025
Rehefa le tsy miasa sy tsy misy atao iny aho dia mba mianatra sy mikotrana kely manao concéption...🥰🌹Tsy de tena efa éxpert be fa entant que zavatra tiana ilay izy dia hianarana foana🫣🥰 Tsotsotra kely ihany izy ity leretsy ah...😘
Mba abonneo ny pejy🫶🏻🙏🏻