H.O.R Mouvement

H.O.R Mouvement 🔥M. H. O. R 🇲🇬

29/10/2024

Nohon'ny tsy fahatomombanana de tsy raikitra ilay live ao am jaospub amin'ny 09/11/2024 izao fa mbola ho alamina kely

H.O.R Mouvement RAKOTOARIMANANA Tolotriniaina Heninkaja no tena anarako NIKA ny nom de scène Nanomboka nanao RAP tamin'n...
22/10/2024

H.O.R Mouvement
RAKOTOARIMANANA Tolotriniaina Heninkaja no tena anarako NIKA ny nom de scène
Nanomboka nanao RAP tamin'ny taona 2018 teo amin'ny faha 14 taonako
SLAM Poésie no niantombohako tamin'izany dia nanandrana nitaingina instru dia hitako fa nety tamiko ilay RAP dia notohizako atramizao
19ans aho amizao anatina groupe de RAP iray, 105 RPZ no anaran ilay groupe
Ankohatra ny RAP, dia manao mozika hafa toy ny Afrobeats, amapiano, soft sy mélancolique aho.Fa ny RAP no tena mibahana sy tena vohiziko ary vonona ny hanandratra avo ny RAP GASY aho.

Misaotra antsika mpanaraka fa mba tafiakatra 100 ny réactions antsika tato anaty pejy...Merci pour votre soutien. 🙏🤗🎉
21/10/2024

Misaotra antsika mpanaraka fa mba tafiakatra 100 ny réactions antsika tato anaty pejy...
Merci pour votre soutien. 🙏🤗🎉

H.O.R MouvementTanora mpiangaly ny mozika RAP i RAFALIMANANA Ravaka Diamondra Aina Valentino, na i VALEN.Manomboka teo a...
21/10/2024

H.O.R Mouvement
Tanora mpiangaly ny mozika RAP i RAFALIMANANA Ravaka Diamondra Aina Valentino, na i VALEN.
Manomboka teo amin'ny faha 16 taonany izy dia efa tafiditra tao anatin'ny tontolon'ny ASA-soratra.
Tia namonjy hetsika ara-kolotoraly toy ny SLAM sy RAP izy ka nanandrana namorona sy namokatra tany amin'ireny tranom-pamokarana (studio) ireny. Vao 18 taona moa ny tovolahy ary ary nilaza fa tsy hijanona amin'ny fanaovana RAP izy raha mbola velon'aina ka hiezaka hatrany ny hanatratra ireo tanjony sy ho tonga amin'ny farany ambony indrindra.
"Ho ela velona ny RAP ary ho eo foana aho hoan'ny RAP"

Aza adino ary ny fotoanan-tsika e!🗓️Samedi 09 Novembre 2024⏲️À 16h 🧷 Jao'spub
15/10/2024

Aza adino ary ny fotoanan-tsika e!
🗓️Samedi 09 Novembre 2024
⏲️À 16h
🧷 Jao'spub

11/10/2024

🚨Préparez vous !
Un grand show arrive bientôt...

Yeah yeah yeah,Nisy an'ito pub nataon'ny tompon'andraikitra ity tany anaty vondrona tany hoany ka mahafaly anay ny mampa...
04/10/2024

Yeah yeah yeah,
Nisy an'ito pub nataon'ny tompon'andraikitra ity tany anaty vondrona tany hoany ka mahafaly anay ny mampafantatra antsika namana mpanakanto (indrindra izay rehetra mivohy ny gadona RAP) mba handefa hafatra miafina na hiantso avy hatrany ny 0340833683, fa misy hetsika ho karakarainay atoato...
Misaotra tompoko!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H.O.R Mouvement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share