La Grande Finale Top Love 2025
C'est le grand jour !!!!
Le moment tant attendu est enfin arrivé !!!
Nos couples finalistes sont prets a briller sur scène et à vous faire vibrer avec leurs performances .
Qui remportera le titre cette année !?
Montrez votre soutien ! votez pour vos couples préférés en réagissant à leurs noms en commentaire.
Que le meilleur duo gagne!!!
La Grande Finale Top Love 2025
C'est le grand jour !!!!
Le moment tant attendu est enfin arrivé !!!
Nos couples finalistes sont prets a briller sur scène et à vous faire vibrer avec leurs performances .
Qui remportera le titre cette année !?
Montrez votre soutien ! votez pour vos couples préférés en réagissant à leurs noms en commentaire.
Que le meilleur duo gagne!!!
♥️ GRANDE FINALE -TOP LOVE 2025 ♥️
🔥Iza no hibata Ilay loka goavana : voyage mankany Maurice sy lelavola mitentina 3 000 000ar ary ireo loka maro samihafa ?🔥
J-4 sisa dia ho fantantsika izany.
🔥♥️ Ny alahady 16 febroary izao, eny amin'ny espace skyblue bypass, no hanantanterantsika ny dingam-pamaranan'ny TOP LOVE 2025.
😍 Samy hampiseho sy hampiaina ny fitiavana an-kira sy amin'ny alalan'ny dihy ireo mpifaninana. ♥️
🔥Miavaka tokoa ny fandaharam-potoana amin'io ary ho avy hanafana ny hetsika ny Tarika Ny Ainga au grand complet !
🗳️ Koa Tongava maro ary manotrona sy manohana ireo mpifaninana amin'ny alalan'ny vote public ary hiaraka hiaina mivantana ny fifaninana miaraka aminay !
✅ Efa azo jifaina eny amin'ny Immeuble des jardins de Mahamasina, première étage ny billets ho amin'izany.
Sarany = 45 000ar
Couple = 80 000ar
VIP = 80 000ar
Manantena ny fahatongavantsika maro !!!
📞037 60 661 83
💌 [email protected]
🔖 Immeuble des jardins de Mahamasina
TOP LOVE 2025 : 4 FIFANINANANA SAMIHAFA, TRAIKEFA TOKANA! 🎶❤️
MISOKATRA HATRAMIN'NY 25 JANOARY AMIN’NY 17H NY FISORATANA ANARANA! 😍🌟
Vonona ve ianareo hihira sy hampiseho ny fitiavanareo? Aza adino ny fotoana hanatevin-daharana ny Top Love 2025, ilay hetsika lehibe mampiray mozika sy fitiavana! Ity no fotoana hampisehoana ny firaisan-kina amin'ny maha-mpivady amin'ny alalan’ny hira sy traikefa maro hafa miavaka!
🎤 1. Fifaninanana hira ho an’ny mpivady
Ny ivon'ny hetsika! Ireo mpivady rehetra dia haneho ny talentan'izy ireo amin’ny hira nosoratan'izy ireo manokana. Hotsaraina ny feo, ny firindrana, ary ny fitiavana hita taratra amin'ny fampisehoana.
👗 2. Fifaninanana lamaody amin'ny maha-duo
Tonga dia mampiseho ny firindranareo amin’ny endrika lamaody mifanaraka! Ny fanamiana no hampiseho ny maha-mpivady mahay mifanaraka sy mamorona.
🕺 3. Fifaninanana dihy romantika
Dihy feno fitiavana sy firaisan-kina no hampisehoana ny fifankahazoanareo amin'ny seho an-tsehatra. Ny mpivady mahay mamoaka fihetseham-po amin’ny alalan’ny dihy dia hahazo tombony lehibe.
📸 4. Fifaninanana sary an-tsary mpivady
Asehoy amin’ny sary ny tantaram-pitiavanareo! Ny famoronana sy ny fomba fampitana ny fihetseham-po amin'ny sary no ho tsaraina.
🏆 Ny loka lehibe :
Fitsangatsanganana ho any Maorisy.
Vola mitentina 3.000.000 Ar.
Loka maro ho an’ireo mpandray anjara tsirairay amin’ny sokajy rehetra!
📅 Tsy hadinoina:
Mikatona ny fisoratana anarana rahampitso sabotsy 25 janoary 2025 amin’ny 5 ora hariva! Afa-tsy ireo nisoratra anarana mialoha ihany no afaka mandray anjara amin’ny hetsika lehibe.
💰 Saram-pisoratana :
50.000 Ar isaky ny mpivady. Misorata dieny izao, voafetra ny toerana!
📌 Fampahalalana sy fisoratana anarana :
Immeuble Les Jardins Mahamasina
📞 037 60 661 83
💌 [email protected]
#TopLove2025
#HiraSyFitiavana
#MpivadyMampihetsiPo
#FitiavanaSyMozika
Aza tara! Tongava mandray anjara ary ambarao amin’ny fomba
EVENEMENT SPÉCIAL TOP LOVE 2025
🎉 [JEU-CONCOURS] Découvrez TOP LOVE 2025 et Gagnez Gros ! 💖
Bonjour à tous, chers abonnés !
Pour célébrer l’amour et vous faire découvrir notre événement phare, TOP LOVE 2025, nous avons préparé un jeu exclusif où 3 personnes auront la chance de remporter 100 000 Ar chacun !
📹 Comment participer ?
*Regardez attentivement la vidéo que nous avons publiée sur notre page. Vous y découvrirez toutes les informations sur TOP LOVE 2025 !
*Répondez aux 3 questions ci-dessous dans les commentaires.
*Aimez notre page Facebook (si ce n’est pas encore fait).
*Partagez cette publication en mode public sur votre mur en ajoutant un petit texte pour inviter vos amis ou vos proches à participer à TOP LOVE 2025. (Soyez créatifs !)
*Invitez au maximum vos amis à jouer et à réagir en les taguant dans les commentaires.
💡 Les questions (les réponses sont dans la vidéo 🎥) :
*Quelle est la grande récompense pour le gagnant du concours de chant d'amour ?
*À quelle date se terminent les inscriptions pour TOP LOVE 2025 ?
*Parmi les 4 concours de TOP LOVE 2025 (chant, poésie, danse, histoires d'amour), lequel vous inspire le plus et pourquoi ? ?
⏰ Vous pouvez participer jusqu’au Jusqu’au 30/12/2024 à 12h. Les gagnants seront tirés au sort et annoncés le 30/12/2024 dans l'après-midi.
🥳 Les récompenses :
3 gagnants remporteront chacun 100 000 Ar ! 🎁
Les 3 commentaires ayant plus de 150 réactions seront les grands gagnants !
🌟 Pourquoi participer ?
Ce jeu est une belle occasion de découvrir notre événement TOP LOVE 2025, de célébrer l’amour, et de vous amuser avec votre communauté Facebook.
📢 Alors, prêts à jouer ? Visionnez la vidéo, répondez aux questions, et partagez cette opportunité avec vos proches. Bonne chance à tous ! ❤️
TOP EVENT - Organisation événementielle
📌Immeuble Les Jardins de Mahamasina
📞037 60 661 83
💌 [email protected]