12/08/2026
MADAGASIKARA ENY AMIN’NY TAFON’IZAO TONTOLO IZAO 🇲🇬
https://youtu.be/M14cCb8dng4 🎬
Tantara iray momba ny vina, momba ny faharetana, ireo sedra ary ny fitiavana. Niatrika sedra sy ny hamafin’ny natiora izahay, mba hampiakatra ny sainam-pirenena sy hanandratra an’i Madagasikara hatrany amin’ny haavo 8 848 m.
Nisy ny fanazaran-tena, ny fisalasalana, ny fiakarana sarotra ary ny sorona maro. Saingy vitanay izany, satria tsy nino mihitsy izahay hoe tsy ho vita.
Efa azo jerena ao amin’ny YouTube ihany koa ny horonantsary mitantara ny dianay tamin’ity taona 2026 ity !
Hoentinay hatreny amin’ny tampony ianareo mandritra ny 15 mn...👀
//
MADAGASCAR SUR LE TOIT DU MONDE ! 🇲🇬
C'est l'histoire d'une promesse, d'une résilience à toute épreuve et d'un amour inconditionnel. Nous avons affronté les éléments pour hisser notre drapeau à 8 848 mètres d'altitude et faire rayonner Madagascar.
Des entraînements aux doutes, des ascensions vertigineuses aux sacrifices, “on l'a fait parce qu'on ne savait pas que c'était impossible.”
Le film de notre expédition 2026 est enfin arrivé sur YouTube : https://youtu.be/keS1ZpVIAG0 🎬
On vous emmène avec nous au sommet depuis votre canapé en 15 minutes… 👀
//
MADAGASCAR ON THE ROOF OF THE WORLD! 🇲🇬
It's the story of a promise, of unwavering resilience, and of unconditional love. We braved the elements to hoist our flag at an altitude of 8,848 meters and make Madagascar shine.
From training sessions to doubts, from dizzying ascents to sacrifices, “we did it because we didn't know it was impossible.”
The film of our 2026 expedition is finally on YouTube: https://youtu.be/bcsCkRVFM_o 🎬
We're taking you with us to the summit right from your couch in 15 minutes… 👀