19/09/2026
Fantatrao ve ilay sensation rehefa miditra amin'ny toerana iray ianao dia miteny hoe:
“Tena eto mihitsy no tiako hanaovana azy!” 😍
Tsy voatery ho zavatra be.
Indraindray dia:
✨ ny ambiance
✨ ny fahadiovana
✨ ny arrangement
✨ ny accueil
✨ ary indrindra… ilay fahatsapana hoe “mahazo aina aho eto.”
Izany no ezahinay omena isaky ny fotoana iray laninao eto. ❤️
Espace Mahatehotia
Mahabo Andoharanofotsy
Contact: 034 40 110 04