09/03/2026
🎉 Nos services – Organisation d’événements
Podroz Event By Steff vous accompagne dans la création d’événements uniques, élégants et mémorables.
Nous prenons en charge chaque détail afin de transformer vos idées en une expérience inoubliable.
✨ Nos prestations :
• Organisation de mariage 💍
• Demande en mariage 💍
• Anniversaire 🎂
• Baby shower 👶
• Événements d’entreprise 🏢
• Décoration événementielle ✨
• Concert/ Cabaret/ Spectacle
• Baptême.....
📋 Nos services comprennent :
✔ Planification complète de l’événement
✔ Recherche et coordination des prestataires
✔ Conception du thème et décoration
✔ Installation et mise en place
✔ Coordination et gestion du jour J
Notre mission est de vous offrir un événement parfaitement organisé et rempli d’émotions☺️
🥰❤️🥰❤️🥰❤️🥰❤️🥰❤️🥰❤️🥰❤️🥰❤️
🎉 Ny tolotra omenay – Fikarakarana événements
Podroz Event By Steff dia manampy anao hikarakara hetsika tokana, kanto ary tsy hay hadinoina.
Izahay dia mikarakara ny antsipiriany rehetra mba hamoahana ny hevitrao hanjary ho lasa hiavaka.
✨ Ny services atolotray :
• Fikarakaran-panambadiana 💍
• Fangataham-panambadiana 💍
• Fankalazana tsingerintaona 🎂
• Baby shower 👶
• Hetsika ho an’ny orinasa 🏢
• Fanaingoana sy fanamboarana toerana amin’ny hetsika ✨
• Fampisehoana isan-karazany
• Batemy.....
📋 Ao anatin’ny tolotra :
✔ Fandaminana feno ny hetsika
✔ Fitadiavana sy fandrindrana ireo mpiara-miombon’antoka (prestataires)
✔ Famoronana thème sy haingon-toerana
✔ Fametrahana sy fanomanana ireo fitaovana ampiasaina
✔ Fandrindrana sy fanaraha-maso amin’ny andro lehibe (jour J)
Ny tanjonay dia ny hanome anao hetsika voalamina tsara sy feno fahatsiarovana mahafinaritra🤗
📩 Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina (message privé) ato amin'ny pejy hiresahana ny tetikasanao☺️